Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
DONGAKA
(
10/12/2006 10:51)
Ranom-potaka ka hoe manonja...
Ranom-potaka ka hoe manonja ....maika izany fa ranomasina .Mahavariana mintsy ireto mpomba ny filoha amperin'asa RAVALOMANANA MARC .
Milàza fa nitondra fiovàna ny filoha RAVALO nefa moa marina to...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:36
Bakobako2
(
10/12/2006 09:10)
Akoho ndray , fa nampirafy !
Tany am Tsenabe no niseho ny tanatara ,
(aza tonga dé manatsatso ra efa naheno):-$ :-$
Nanatody atody 1kg ity akohovavy ray ,
dé nanontany ny mpanao gazety we :
-ahôana ny regime nataonao na...
tohiny
novalian'i malalatinasoa ny 12/12/2006 03:08
Bakobako2
(
10/12/2006 08:17)
Asio kilimity
Tsy oe tiko zany le hira fa refa misy soirée gasy reny ka tsy mandé io hira io de mivazavaza an'io , titre io ny mpitsinjaka.
misy tonony v io hira io dia mba omeo hoe mba handinihako azy ra hainar...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 11/12/2006 21:22
mixie
(
10/12/2006 04:30)
karana
Fa maninona hoa ny gasy sasany no mifori-drambo amin'ny karana nefa anie ny ankabeazany tsy d nahita fianarana firy e!...
tohiny
novalian'i MTN ny 11/12/2006 15:07
lapino
(
10/12/2006 02:23)
Tehaka ho an'ny Vezetariana
Ny fihinanana hena sy vokatra avy amin'ny biby hono no tena antony ahavokarana entona mahatonga "effet de serre". Ny taim-biby rehefa miotrika manko, ireo karazana sakafom-biby miotrika koa (ensilage,...
tohiny
novalian'i simplex ny 20/12/2006 12:03
ikaretsaka
(
10/12/2006 00:47)
Ireo fiara matanjaka amerikanina
Ny amerikanina moa na mijafajafa @ vidina lasantsy aza de mbola malaza @ fiarakodia matanjaka sy ny motera be..
ireto misy santionany vitsivitsy .. mba ho nofinofisina sy..asa? indray andro any mety ...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 13/03/2007 14:42
xxx
(
10/12/2006 00:10)
hanao ino anao refa lhb?
marina ve izany??? fa ny boaka avy any la côte ony taloha dia rehefa anotaniana hoe: inona ny asanao rehefa lhb? dia ny valitetiny dia zao foana hoe; "hagnano makorely" satry ny vazaha maro tonga @ p...
tohiny
novalian'i ledada ny 02/01/2007 12:29
bazylou
(
09/12/2006 22:37)
ahoana ity
L'enfance bafouée des prostituées mineures des rues sordides d'Antananarivo
MADAGASCAR - 5 décembre 2006 - AFP
A la nuit tombée, les ombres frêles des prostituées mineures sont de plus en pl...
tohiny
novalian'i rainy ny 12/12/2006 14:58
lalab
(
09/12/2006 19:26)
tohizo ny lalantsika
zay ndray zany zao no ady eo an
De ho aiza, de haninona, de ahoana?????????????...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:15
tslem
(
09/12/2006 17:35)
co.co.co
mahatsiaro an lé tam mbôla kely ndray ah ry reto ah,
ohatra hiteny oe:nôna ah zany d atao oe
conôcona coah cozacony :-D:-D:-D.Tapitra...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/12/2006 19:10
dongadonga
(
09/12/2006 14:37)
tsiakoraka
mba homeo le tonkiran' tarika tsiakoraka 'namana'oh...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 10/12/2006 07:11
colar
(
09/12/2006 12:34)
expresse
to tsita tsony ko ny site expresse kty
mba omeo njay ra xxx azafady a,poltika ihany sao reraka nareo,merci e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/12/2006 11:58
ikarojo
(
09/12/2006 11:50)
LaGazette 9/12 : Fanomezana Hafahafa
Nitety ny faritra iva sasany teto an-drenivohitra ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana, omaly maraina.
Tsy dia fantatra loatra moa na tamin’ny maha filoha, na tamin’ny naha kandidà azy tamin’...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/12/2006 17:23
xxx
(
09/12/2006 10:08)
aiko foana
Angataka ilay hiran'i ny ainga aiko foana mitia ano iny...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 09/12/2006 14:33
SARERAKA2
(
09/12/2006 10:01)
hanangana hotely 5 étoiles i RAVALOMANANA..
izany ve no hahafaka an'i MADAGASIKARA @ fahantràna ? zavatra vola hiditra any ampaosin'ny mpitondra t@ vola nahodinkodina tetsy sy teroa !
MAHAVARIANA!...
tohiny
novalian'i Lalah ny 14/12/2006 17:56
bazylou
(
09/12/2006 09:34)
mamofopofona be
ny ao Mada ara politika fa toa lasa enjehina daholo ny mpanohitra , na i zafy na i ramaroson,na ry pety ...Raha nihaino ny alliance fm 92 ahoteo dia nilaza ny min interrr sy ny kmf cnoe fa tsy mbola f...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:23
tax00
(
09/12/2006 09:17)
te ho jiolamboto
Saika mba hangataka le vazon'i Raboussa te ho jiolamboto iny. Misaotra mialoha. Veloma:)...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/12/2006 03:09
xxx
(
09/12/2006 08:15)
iza i ilay politicien "mahay be" ato @ namana sera2
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45786c9346331 dia vakio ny hevitra nosoratana tamin'ny [b]08-12-2006 22:37:26[/b] ...
tohiny
novalian'i Imahaka ny 09/12/2006 19:27
niryna
(
09/12/2006 06:21)
Mana nilatsaka avy any an-danitra
Mino sy matoky isika fa mamaly vavaka Andriamanitra amin\'ny fotoana izay tiany sy izay mahasoa antsika.
Misy anefa ny mailaka na urgent.Nisy amintsika ireo ve sendra zava-doza, olon-dratsy, nifanena...
tohiny
novalian'i dailynews ny 15/12/2006 16:47
