Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
kitjo
(
13/12/2006 04:40)
Tratra i Fidy!
Omaly hariva 7pm no tratra tao @ Resto iray tao ANkadifotsy no tratra i Fidy.
resa-be daholo ny hoe anaty lavaka e..bla bla bla e..
Niaraka t@ zanany lahy hono, tsy nisy fitaovam-piadiana.
Tsy ...
suite
répondu par fijo le 15/12/2006 21:15
Mitah
(
13/12/2006 04:24)
nem
Manahoana e!
Sao dia mba misy afaka manome ilay saosy fihinanana nem na tsaky lava fa tsy tadidiko intsony. Ilay sauce tsy asiana menaka iny fa misy sakay sa sakamalaho masiasiaka tsara be. Tsy haiko...
suite
répondu par dongadonga le 04/03/2007 07:00
Solitikabe
(
13/12/2006 02:31)
Ho anareo mpanohitra
Mba hianaro ny ataon'i Herizo, mba manaiky izay vokatra azo. Fa tsy hanao alahelon-toerana eto foana ka hanakorontana ny efa milamina.
Dia mazotoa amin'ny fiomanana afaka dimy taona. Fa tsy hoe efa h...
suite
répondu par fijo le 13/12/2006 21:36
bazylou
(
13/12/2006 00:47)
fisainana Malagasy
Sarotra atoro
Tsy creatif
Mpanara-drenirano ihany
Be siasia
Mahana hatrany sao hamitaka ilay vady na ilay akama gasy na koa ilay orinasa gasy anaovana zavatra.
Tsy dia mba manana zavatra ambara b...
suite
répondu par dadie le 01/03/2007 13:58
bazylou
(
13/12/2006 00:13)
ianareo mpanohana fanatika ireo ve
mba nahazo saosy tamin'ireny propangady be ireny sa hoe izahay manohana an'ilay 8 satria,
Merina izy
Nanadio ny canalanay izy
Nanamboatra lalana kely 2 voie tetsy sy teroa izy
Nampiakatra ny devik...
suite
répondu par fijo le 21/12/2006 05:36
gasy4ever
(
12/12/2006 23:17)
Embona (Dadah & Charles)
Mba mitady ny tononkira embona dia misaotra mialoha...
suite
répondu par gasy4ever le 13/12/2006 13:39
fijo
(
12/12/2006 23:10)
hoavy politika
vita milamina izao iny ny fifidianana.itantsika ny vokatra"na dia tsy mbola ofisialy aza".
izay lany dia voafidimbahoaka izay.
fa ndao hoe mba asiana jery kely ny hoavy politikan'ireo mpanao politik...
suite
répondu par fijo le 13/12/2006 22:04
fidyrobinson
(
12/12/2006 22:30)
donak'afon'ampombo( hirain'i Levelo sy Lolona)
misaotra anareo mba mametraka ny tononkiran'ny tarika LEVELO ;vao maika moa tsara raha mahazo clip...
suite
répondu par fidyrobinson le 29/12/2006 12:35
salmo
(
12/12/2006 21:23)
Hampio hifantina
-ilay gasy matanjaka kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza maranitra kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza madio kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy mihanta kokoa noho ilay vaza
-ilay gasy be taraina kokoa noho i...
suite
répondu par salmo le 14/12/2006 11:04
fasaly
(
12/12/2006 19:51)
fiainana madà
Hoatrinona eo kay ho an'zay afaka manome raha kajiana tsotsotra ny dépenses tokony ho lany mandrintra ny une semaine....ohatra hoe ho an'ny fianakaviana tso-piaina.? fianakaviana maro an-davaka ohat...
suite
répondu par fasaly le 15/12/2006 16:23
kitjo
(
12/12/2006 19:27)
Ohabolana mananihany!
Misaotra an' i sitlo namerina ny tantara!
ndao velomina ndray fa ohatry ny ary ambany be ary le izy dia tsy misy mahita tsony nefa milay be!
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m42...
suite
répondu par booboo le 08/01/2007 09:48
kitjo
(
12/12/2006 19:09)
otrinona isa-minitra cyber a dago?
sendra lasa ny eritreritro...
:roll:...
suite
répondu par tslem le 13/12/2006 08:20
xxx
(
12/12/2006 19:07)
otrinona isa-minitra cyber a dago?
Ohatrinona isa-minitra eo ny mande cyber ao dago en general ry zareo?
kitjo...
suite
répondu par simplex le 12/12/2006 19:12
cutie
(
12/12/2006 17:45)
RAZIA : simplex jereo io :)
http://www.raziasaid.com/...
suite
répondu par cutie le 22/12/2006 20:52
kiady75
(
12/12/2006 15:09)
ahoana ny hevitrareo amin'ity site ity ?
http://www.assidu-madagascar.org/izao/...
suite
répondu par Favory le 05/01/2007 05:34
ari.malala
(
12/12/2006 11:51)
ireo olona mihakanakana
Miarahaba, tsy haiko na ato ity no tokony hipetraka na tsia, fa naika hanontany aho azafady hoe mety sitran'ny dokotera ve ireo olona mihakanakana? (mi beggayer no mahazatra antsika)dia inona no fanaf...
suite
répondu par ikaretsaka le 20/12/2006 14:42
xxx
(
12/12/2006 11:38)
La Gazette 12/12 : M. Ravalomanana a 57 ans
M. Ravalomanana a 57 ans, ce jour: Triste ou heureux anniversaire ?
Il a fallu de peu pour que le score, obtenu à l’élection par le président Ravalomanana, soit identique à son âge : 57 ans....
suite
répondu par Fiffi le 13/12/2006 17:22
salmo
(
12/12/2006 11:03)
Fiombonana daka tsy hita maso
Ity kilalaoany malagasy ity de mitondra zavatra be de be; fanaratsiana, fitiavana, sangisangy, fahaditrana, fitiavan-tena, tsy fifanajana sns... (izay tsy matanty aleo tsy miombona)
Ny kilalao [b]d...
suite
répondu par salmo le 19/12/2006 18:00
ronaldo09
(
12/12/2006 09:49)
Io ary ilay efa nolazaiko ...
Dia tena hita miharihary fa dia tsy tahotra tsy henatra ary mazava toy ny masoandro be lohataona fa HALA-BATO TANTERAKA NO NISY.araka ny vaovao hita tao amin'ny wanadoo dia 47% no vato azon-dRavalom...
suite
répondu par fijo le 21/12/2006 22:51
