Hampio hifantina
1. salmo
(
12/12/2006 21:23)
-ilay gasy matanjaka kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza maranitra kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza madio kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy mihanta kokoa noho ilay vaza
-ilay gasy be taraina kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza mpiaro kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza ti revy kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza fotsy kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy tanavy kokoa noho ilay vaza
-ilay gasy japonaise kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza drogy kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy no manandany kredy kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza manga maso kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza bekoretaka kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza tsetsoka kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy molamola kokoa noho ilay vaza
-ilay gasy kristiane kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza ti mitaingi-tsôvaly kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy ti vamm tsisy tafo kokoa noho ilay vaza
iza no revenareo?:-w

novalian'i salmo ny 14/12/2006 11:04
2. xxx
(
12/12/2006 21:30)
Sipao sy vadio daolo ry laikely ze hita fa izay ve mbola mifantina ihany an ! Efa oviana izay ? :-D
7. xxx
(
13/12/2006 03:37)
Omeo isa letsy a, ohatra hoe
________________________________________________________
_Criteres____Coeff__|__gasy____________|__vaza__________
Matanjaka_____3____|____ 8_______24___ |_____4_____12___
Maranitra _____2____|____7_______14____|_____8_____16___
...etsetra ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ... ...
Total____________________________XX_______________YY__
:-P

8. tywa68
(
13/12/2006 07:49)
salmo > dia inona no azo anampiana azy ? dia mahasoava @ zay tena idealy zany na vazaha io na gasy ê !
11. salmo
(
13/12/2006 11:22)
Ny vato voalatsaka taty de:
ilay vaza 50%
ilay gasy 50%
misy 2m tour zany :-D fandrapatongany anakiray ho hanana vato +51%:-w

12. fiderana
(
13/12/2006 11:41)
alefaso aty tsirairay aloha hijereko azy dia avy eo lazaiko izai tsara...
13. salmo
(
13/12/2006 12:00)
aho:
-ilay gasy matanjaka kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza maranitra kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza madio kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy mihanta kokoa noho ilay vaza
-ilay gasy be taraina kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza mpiaro kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza ti revy kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza fotsy kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy tanavy kokoa noho ilay vaza
-ilay gasy japonaise kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza drogy kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy no manandany kredy kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza manga maso kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza bekoretaka kokoa noho ilay gasy
-ilay vaza tsetsoka kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy molamola kokoa noho ilay vaza
-ilay gasy kristiane kokoa noho ilay vaza
-ilay vaza ti mitaingi-tsôvaly kokoa noho ilay gasy
-ilay gasy ti vamm tsisy tafo kokoa noho ilay vaza
fiderana> samy beautiful hono izireo
14. fiderana
(
13/12/2006 12:40)
salmo>>ilay olona mihitsy aloha alefa aty hifantenako azy dia alefako any izay mendrika rehefa avy testeko, dia aza hadino ny vola karamako ni-consulté azy ireo:oops:
16. fasaly
(
13/12/2006 13:19)
ary in ity mamivoara mena an'i fiderana mbola tsy ni testé akory aza izany defa mivaora kou indrindra fa....:wink::°)
19. fiderana
(
14/12/2006 06:28)
fasaly>> betsaka loatra ilay ho testena dia mivoaramena be aho, fa hataoko ihany raha mandoa sôsy aty i salmo.