Io ary ilay efa nolazaiko ...

1. ronaldo09 ( 12/12/2006 09:49)
Dia tena hita miharihary fa dia tsy tahotra tsy henatra ary mazava toy ny masoandro be lohataona fa HALA-BATO TANTERAKA NO NISY.araka ny vaovao hita tao amin'ny wanadoo dia 47% no vato azon-dRavalomanana fa tsy 54 be izao zany .
Efa fombany rahateo moa io tsy manaiky ny hisian'ny 2eme tour io ary dia midongy ny handresy amin'ny fihodinana voalohany !Natao totoafo mihitsy ny fanangonana ny vokatra izay miova tanteraka eny an-dalana ,isika rahateo koa mbola taraiky ara-teknolojia fa tsy toy ny aty Eoropa avy hatrany dia mivaly eo no ho eo ny fifidianana.
Tsy possible mihitsy hoe vitany 1er tour io ,ary na ny kara-pifidianana na ny lisitra dia hosoka avokoa .
Dia miomana zany fa raikitra amizay ny fanenjehana:Kristiana tsy FJKM,mpanohitra avy any @faritany....sns... Zao dia henonay fa nosavana ny tranon'i Pr ZAFY ,enjehina i Pety sns ...manginy fotsiny moa ry Voninahitsy sy ry Hajanirina samy depute avy any amin'ny faritany.
Eto aloha dia faly ihany ny tenanay satria tsy nanaiky ambaniana i Toliara sy Toamasina fa dia nitsipaka tanteraka an-dRafahavalo.
Io ary ilay efa nolazaiko fa HISY NY HALA-BATO ....DIA TENA NISY TOKOA ARY NA JAMBA SY MARENINA AZA MAHALALA
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:51
2. Fiffi ( 12/12/2006 10:01)
3. sasa ( 12/12/2006 10:12)
Ronaldo9 miandry izay apoakanareo izany izahay koa, hi hihihihihi , tsy ho hita eo ve ny tohiny.
4. ronaldo09 ( 12/12/2006 10:13)
Nofafaina fa tsy manaja ilay fiteny (tsy eny Anjanomanalina isika :-)

Nahitsin'i hery
novalian'i ronaldo09 ny 12/12/2006 10:16
5. ronaldo09 ( 12/12/2006 10:21)
Dia ho lasa minisitra izany i fiffi sy ny sisa satria lany ravalo ,ianareo moa le mpanohana fotsiny ety amin'ny sisiny fa tsy mitsinjo hoe mahanta ny vahoaka malagasy .Dia modia any dago satria fa nandresy Ravalo e! Inona no ijanonanao ao France ao?Ary iza koa moa no mahalala fa ao ianao io ?
6. ronaldo09 ( 12/12/2006 10:26)
Ianao koa ange ry hery toa mitongilana e!Firy izao no fanalikana atao anay izay tsy tia an-dravalo ato nefa tsy misy mihitsy ny fanakianana.Impiry no alikaina tato ibazylou ,sareraka,tezitra,ronaldo09 nefa navela foana.Ary Andranomanalina moa dia heverin-dRahery fa tanana farany izay faikany no alaina ohatra ...gasy toa anao no mipetraka any!Ary olombelona ihany koa!Misaotra t@ fanitsiana e!
7. hery ( 12/12/2006 10:51)
Asehoy izany fanalikana izany.

Rehefa tsy mitaraina ianareo dia manaiky izany. Ny olona tsy manaiky dia mitaraina.

Tsy Andranomanalina no nolazaiko fa Anjanomanalina.
8. mirana5 ( 12/12/2006 11:57)
houla!!!!!! anareo ny anareo ry Reto a!:(
9. ronaldo09 ( 12/12/2006 12:00)
Esory daholo ny hafatro rahery a!
10. rabaradaka ( 12/12/2006 12:03)
Nanaraka hatramin'ny voalohany ny fifidianana aho ary araka ilay fiteny hoe akaiky vilany feno harina fa dia tsoriko fa tsy misy hala-bato ary lany 1er Ravalo
11. hery ( 12/12/2006 12:17)
ronaldo09> Zah tsy hanala :-D
12. xxx ( 12/12/2006 12:31)
ronaldo09:

Esory daholo ny hafatro rahery a!


ndryyy mamoifo bofy


13. vakiniadiana ( 12/12/2006 12:55)
ronaldo09 >> tsy mahatanty demokrasia an :D
14. xxx ( 12/12/2006 12:55)
inona ary ity ry ronaldo, tokony ho faly avokoa isika rehetra fa nahazo filoha ndao aloha hiara hiasa ho any madagasikara malalantsika e, ny hevitra no tsy nitovy teto fa isika samy malagasy tsy mifanary
15. papala ( 12/12/2006 13:10)
tsy nisy hala-bato zany teo e ! rehefa resy ny tohananao dia mahaiza resy , fa efa diska lany andro zany hala-bato t@ andron'ny lay jamba zany!
sanatria sanatria angamba raha ol tohanan-dry ronaldo09 reny angamba no lany dia tena sahy mihintsy aho milaza aminao hoe hihinan-tsy fihinana ny Malagasy ary ahita ny tsy fahita !fa na ny fanehoanao hevitra teto aza de tena nankaleo be mihintsy !
16. akama2006 ( 12/12/2006 13:15)
ronaldo> efa hoe aza miditra ato fotsiny dia aleo samy hifanosotra menaka matavy eo ireo koa! vao manakiana ianoa dia extreme izany! avelao izy mianakavy hanao vary be menaka ao! tsy harary kibo ihany ve no farany!:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:indrindra fa rahery webmast era!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. simplex ( 12/12/2006 13:17)
mba eritrereto aloha hoe nivadika ny rasa e, ra8:12%, lahiniko=54%, mety ohatrinin ny vavan'i ronaldo :?::°)
aizaaaaaaaaaaa

akama: 4% lavitry ny afo lesy ny kitay!

:D d ampy
18. vahatra22 ( 12/12/2006 13:19)
aok' izay ny fanaratsiana ry ronaldo a! i ravalomanana ne olon' Atra e! tsy toetrany izany manenjika olona tsy mitovy finoana na tsy mitovy firehana politika aminy izany! mandeha @ rariny sy ny hitsiny izy! mandika lalàna ireny matoa enjehina! aza d faly ny hanakiana fotsiny e! mba jereo ny zava-bitany!
19. akama2006 ( 12/12/2006 13:22)
vahatra> ilay olon'ansriamanaitra kosa angamba dia andriamanit-ra petite a fa sty granda A! ny mampaniraka olona sy ny mamono olona ,na ny mampanglatra olona sy ny mangalatra dia mitovy ihany!

aleo hajanona aminy resaka mah aolona ilay resaka fa tsy io rangahy io mihinsty no atao hoe olon'Andriamanitra!8O8O8O
20. Lejim ( 12/12/2006 13:36)
Aleo arahi-maso ny fizotran'ny tantara!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0527