Io ary ilay efa nolazaiko ...
22. papounette
(
12/12/2006 13:58)
F'angà de ze teneniny wanadoo de marina daholo ry ronaldo09.Jereo ange ny nanjo an'i Herizo e?
Aleo andrasana ny vokatra offisialy avôkany HCC de ho hita eo e.Sa tsy atokisana ko ny HCC fa aleo wanadoo ihany.:-D:-D:-D:-D
Aleo andrasana ny vokatra offisialy avôkany HCC de ho hita eo e.Sa tsy atokisana ko ny HCC fa aleo wanadoo ihany.:-D:-D:-D:-D
23. kitjo
(
12/12/2006 14:31)
anssooo
marary fo eo fts!
ka na 1er oa na 2e ho lany foana izy ko sao d vao mainka wen eo ra hanao 2e tour zara raha hahazo vato eo nareo mianakavy!
Aleo ny ol hanao fety f aza manasaritaka saim-bahoaka @tsaho sy adim-poko eo e!

25. akama2006
(
12/12/2006 14:52)
simplex> tena 4% fotsiny no azonay koa,nefa izany aza tsy favorie sy nahazo nanao malalaka ny tianay atao ny anay,nisy maty mihinsty aza moa ny mpikambana,ankoatra izay fahadisoana ho takiany AVI eny aminy hcc! nefa mbola misy 4% ihany!kely fa dia hifaliana fa mbola misy mpitia 4% izany,ka raha nahazo moyen sy fahafahana angamba dia asa fotsiny!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. simplex
(
12/12/2006 15:09)
:D:D
mihetsiketsika enao @ 2007 ony ny senat sy ny conseillers provinciaux!;-)
mihetsiketsika enao @ 2007 ony ny senat sy ny conseillers provinciaux!;-)
27. Lejim
(
12/12/2006 16:21)
Resaka otran'izao anie no tena tokony ahamailo e. Aleo miandry izay avoakan'ny fampitahana CV, satria efa nampanantena an'izany ny HCC raha tsy diso zah. Dia raha miala amin'ny teniny moa ny HCC dia misy dikany izany.
Sarotra be ny miteny hoe, izao na izao no marina amin'ny resaka otran'io. Irariana fotsiny ny hisian'ny confrontation de PV.
Ny HCC any Mada indray koa, tsy haiko raha efa tonga saina fa hafahafa izay ihany ny fomba fiasany. Andrasana izany na hanaiky an'io confrontation de PV io ry zareo na tsia.
Aoka izay manana ny marina ihany no hamiratra eo!

28. Lalah
(
12/12/2006 17:14)
Fa maninona kosa aloha Anjanomanalina no tonga dia atao ohatra hafahafa hoatran zany e! tsy mety kosa zany, tena marina e!hevitra no ampiadina eto ka tsy tokony tsy alefa any @ zany mihintsy ny adi-hevitra ny tena marina. Raha ohatra fotsiny hoe ratsy (fa tsy hoe tsy azokazonao) ilay zavatra lazainy tokony fafana fotsiny fa tsy arahana teny hafahafa ohatran zany. Ny ahy io aloha tsy maninona raha fafanao, fa rehefa voavakinao fotsiny ny hoe "tsy mety zany" dia ampy ahy e!
30. zakilinina
(
12/12/2006 22:25)
"Isika Jiaby Miara Miasa amin'i Ravalomanana !"
Nisy 'raika lahy izay mba nananadrana nangalatra ny filamatr'i ra8 tamin'ny 2002 hoe "TIM" (Tambatr'i Madagasikara). Toa any ankady agnefa no niafaràny.
Heveriny angaha fa vitan'ny hala-tahaka ny fiainana.

31. sitlo
(
13/12/2006 00:04)
Lalah ekena 100%
Anjanomanalina = Andranomanalina
Fomba fanononana azy fotsiny no tsy mitovy.
Anjanomanalina = Andranomanalina
Fomba fanononana azy fotsiny no tsy mitovy.
34. fiderana
(
13/12/2006 07:30)
ndao aloha hanao krismasy sy faran'ny taona dia hita eo ny valiny @ janvier , isika tsy naman'izay mihemotra ê!, ny mandroso ihany no ady eo, dia ampiana :lol:.
35. xxx
(
13/12/2006 07:56)
tena tezitra tokoa ve i cristiano ronaldo9 !
tsy hita tsony lery ,nakaiza?
mba miverena lesy fa aza manao fombehivavy karaha io.
tsy hita tsony lery ,nakaiza?
mba miverena lesy fa aza manao fombehivavy karaha io.
36. BloodTitan
(
13/12/2006 08:44)
Nen ndry bazylou kosa ngamba fitadiavan tseza fa tsy le fampandrosona no ao an ntsaina, de refa tsy tian là le filoha de tsy hanao nininn elà!! Zany le politika mirefarefa am tatatra kle, tsy mbola mahay politika elà ra bazylou a. Fa elà mahay oa oa oa be mintsy, ary anisan\'ny avo karazana ra am io taranja io fa ny akoatran zay mbola tena tsy izy mintsy
37. ronaldo09
(
13/12/2006 09:28)
Za koa dia ny hevitry Bazylou ny ahy Za tsy hiara-miasa sady leo aho aleo miandry 2010 vao mody any Dago kle ,soa ihany fa vita ny mariage dia mipetraka aloha sady 2010 tsy mahazo milatsaka intsony rafahavalo.Dia samia mitanty ze vokany ao nareo ,za aloha dia gasy ary tia an'i Madagasikara fa tsy filoham-pirenena amiko i Rafahavalo .Zaho manohitra 100000000000000000%
38. xxx
(
13/12/2006 10:12)
ka tsy dia misy asa mendrika ani ronaldo ko ny dago any fa mijanona iany alo any @toerana misy an'ingahy any fa rehefa mitady mpanao kobaka am-bava any dago dia afarana ihany ingahy fa aza taitra, olona misasatra mitsemboka izao no mbola ilaina atr@zao any dago hiasa hampandroso fa tsy mbola mila mpanatavy resaka tsy haninon-tsy haninona hapakamo ny vahoaka fotsiny e.