Io ary ilay efa nolazaiko ...
41. akama2006
(
13/12/2006 22:35)
ronaldo> milay iznay ka! tsy olona ohatrany ra8 io no prezida !aleo ho any izay manao fifidianana tsy izy no hifaly sy hitomany mainy eo fa ny antsika rehefa any aoriana!amin'izay dia tsy ho asiana hantra mihintsy ny adalana nataony ilay ranagahy io!aleo aloha ihevitra ry zareo fa azy io fa na i bokasa emperora aza tsy nahazaka afa sty ny tenenay ny vola any suisse naverina aminy zairois!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
42. Zina
(
13/12/2006 23:24)
oy i ronaldo oe
ary ahona i Ratsiraka nitondra mihotra ny 20 taona tsy nisy niteny ka oe i ravalo tsy maintsy miala eo @ 2010?????? zany ve dia mba misy fahamarinana?
oy i akama2006
ary efa mba naverina any gasy ve ny vola nangalarin'i ratsiraka?????
Zany ve dia mety?
aleo miandry 2010 vao mody any Dago kle ,soa ihany fa vita ny mariage dia mipetraka aloha sady 2010 tsy mahazo milatsaka intsony rafahavalo.Dia samia mitanty ze vokany ao nareo ,za aloha dia gasy ary tia an'i Madagasikara fa tsy filoham-pirenena amiko i Rafahavalo .Zaho manohitra 100000000000000000%
ary ahona i Ratsiraka nitondra mihotra ny 20 taona tsy nisy niteny ka oe i ravalo tsy maintsy miala eo @ 2010?????? zany ve dia mba misy fahamarinana?
oy i akama2006
aleo aloha ihevitra ry zareo fa azy io fa na i bokasa emperora aza tsy nahazaka afa sty ny tenenay ny vola any suisse naverina aminy zairois!
ary efa mba naverina any gasy ve ny vola nangalarin'i ratsiraka?????
Zany ve dia mety?
43. akama2006
(
14/12/2006 11:33)
zin> tsy mety mihinsty iznay fa inona no manakna ny mpitondra hanao izany? satria mpiakama mpiara misosy dia misy zavtra atao sy tsia!aza adino ilay teny nataony emperora anareo hoe: rehefa any ivelany izy ka tsy manelingelina ahy dia tsy raharahako izay ataony.....!ia r8 amperora anareo no nilaza io!ianoa no sarotiny hoe avereno ny vola fa ny azy rehefa tsy mikasika ny sosiny dia faly izy!
ary izao koa e! aza adino ny resaka momba ny rova,izay ahitana taratra ny toetsainy mpitondra izao! ny olona tafiditra taminy resaka vola nagonina hatr'izay aminy resaka rova ,izay tsy hita izay nalehany ilay vola anie ka ireo topon'andraikitra eo an'ivony unesco sy ny gouvernemanta e!fa nahona no nataony sourdine ilay vola,sa adala tompo izany!nahona no tsy nasiana teny na fikarohana ny nalehany vola?????? ny bianco anefa manao ny asany tsara be hono hoe! aza faly sy mihinana ambolony isika e!mba diniho lalina sao anenenenana!8O8O8O8O8)8)8)8)8)8)8)8)

44. BloodTitan
(
14/12/2006 16:12)
Tamin'andron'Dadabe raDidy no nisy nanodina ny volan'ny rova, fa ny vola voahangona tam andron Tonton8 io efa miasa io, lisany any ivelany tsy mahita fa efa manao ny rova nge ny oul am zao e!!! Mba manaova vacance aty oa de mba mijery ny fiovana e
46. rakotoyvon
(
16/12/2006 07:45)
mapihomehy b ahy ny hoe mamosaka hevitra nefa avy eo tsy mahazaka . ny mimenomenona nefa milaza azy tsy eto antoerana tsy mahita ny zava misy d tahaka ny jamba ihany lazaina hoe nisy ny halabato nefa ianao tsy mba manaramaso akory
manaraka izany jereo @ net aloha ny constitution vao miteny hoe mifarana 2010 marina ve? marary fo eo ianao raha mbola hilaza izy fa mbola hirotsaka indray @ mandat manaraka ary manao fanatika fotsiny mmba réaliste oua e e e

47. kitjo
(
16/12/2006 08:19)
hehe
arahabaina aloha ronaldo nahavita mariazy e...sa tsy mahazo miarahaba ny tsy mpanohitra?
=D=D=D
arahabaina aloha ronaldo nahavita mariazy e...sa tsy mahazo miarahaba ny tsy mpanohitra?
=D=D=D
48. akama2006
(
16/12/2006 12:36)
blodtitan> tsy azonao ny tiako hiaviana, tsy misy resaka hoe nahodiny emperoranareo ve ny vola 5 Ă¹miliara voahangona izao,tsy any le resaka,fa ny hoe olona tompon'andraikitra ambony aty ivelany sy any Madagasikara no nanodina ny vola sy nitantana izany nefa dia ireo ihany no mbola ao anatiny governemanat! azonao ilay izy?
50. kitjo
(
21/12/2006 08:23)
Inty ry fijo ah!
Za koa dia ny hevitry Bazylou ny ahy Za tsy hiara-miasa sady leo aho aleo miandry 2010 vao mody any Dago kle ,soa ihany fa vita ny mariage dia mipetraka aloha sady 2010 tsy mahazo milatsaka intsony rafahavalo.Dia samia mitanty ze vokany ao nareo ,za aloha dia gasy ary tia an'i Madagasikara fa tsy filoham-pirenena amiko i Rafahavalo .Zaho manohitra 100000000000000000%