Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mandrindra ( 11/12/2006 13:18)
voka-pifidianana
ny fahalanian'i ravalomanana, na dia tsy mbola ofisialy avy eny amin'ny hcc aza, amin'ny fihodinana voalohany ve dia noho ny fahaizany sa noho havendranan'ireo mpifaninana taminy?... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 05:55
salmo ( 11/12/2006 12:32)
Ny milay kokoa
¿Vazaha sa Gasy? ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2006 01:21
bazylou ( 11/12/2006 12:06)
tadidio fa mbola misy ny
b de vote haverina fa tsy nanara dalana an!! donc andraso ny kmf cnoe sy ny hcc hanazava an'ireo!!... tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 21:51
mandrindra ( 11/12/2006 10:56)
inona no zavatra mety hitranga?
efa manomboka mananotanoana ny fahalanin'i ravalomanana amin'ny fihodinana voalohany. tsy hanaiky an'io valiny io ny mpifaninana sasany dia hangataka hoe ampitaho ny pv, ohatra, dia hanaiky andeha ha... tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 12/12/2006 00:25
rurik ( 11/12/2006 09:57)
saika mba hanotany dokotera mpitsabo maso
Asa raha misy eto madagascar ny dokotera afaka manitsy mason'ankizy < gila > le fijery tsy mahitsy no tiko tenenina,raha misy mahalala dia mba omeo ny adresy na ny n°telephone azafady . Misaotra b... tohiny
novalian'i rurik ny 13/12/2006 15:28
tommykyle ( 11/12/2006 09:43)
Ny hazo no vanon-ko lakana eh....
Manao ahoana daholo tompoko! izaho manoratra eto dia mpino ny Ray Zanaka ary Fanahy Masina. Tsy tiako tsindriana be loatra ny fiangonako satria sao ho lasa sakana ho anao ny hamaky izay ho lazaiko sy ... tohiny
novalian'i tommykyle ny 17/12/2006 14:25
Fiffi ( 11/12/2006 09:40)
54.80% ny an'i RAVALOMANANA.
[b]Ny vaovao azo farany ![/b] [b] Koa dia nivoaka tanteraka ny valin'ny fifidianana fa dia 54.80% ny an'i RAVALOMANANA , miarahaba tena ny malagasy fa naharesy tanteraka!!!!!!! tsy adala akory ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:21
vista ( 11/12/2006 09:15)
ahoana ny hevitrareo momba ilay fiangonana episkopo
Manaona daholo, Io fiangonana io raha ny henoko dia tsy manao Krismasy hono araka ilay soratra ao @ Koritiana II 5:16 Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra ... tohiny
novalian'i prime ny 15/12/2006 13:46
kitjo ( 11/12/2006 08:19)
Fe ataovy (Thibaut feat Dj Jonnathan)
Tiako be ilay hira! le artiste alo d mbola tsy haiko ary ts ymbola reko mihitsy fa vao reko teo fts... asa inona filaza io rythme io? ... tohiny
novalian'i cutie ny 19/12/2006 20:47
xxx ( 11/12/2006 08:08)
La Gazette 11/12
Marc Ravalomanana: Une victoire pas très nette Le ministère de l’Intérieur a recueilli hier les résultats provenant des 17 581 bureaux de vote répartis sur le territoire de la République. D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/12/2006 11:57
rabaradaka ( 11/12/2006 06:46)
Zahay koa tehiova
Asa na fanahy iniana na entin'ny hamamoana fa lehibena andrim-panjakana iray mamo tao amin'ny Hotel Colbert Antaninarenina dia namoaka vava hoe zahay koa tehiova sady efa manankarena aho. De hoy rabar... tohiny
novalian'i Papoose ny 14/12/2006 05:15
rabaradaka ( 11/12/2006 06:31)
Iza no tena namana
Mibaribary tsara izao hoe iza no tena namana, iza no namanamana ary iza no be resaka tsy namana. Vita hatreo aloha ny momba an-dry Mahafaritsy, député Yves Aimé, ry Kaleta, eny fa na dia ry Zoharim... tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:04
Lejim ( 11/12/2006 00:02)
Mba hevitra atsipy fotsiny
Hita fa resy ny opposition tamin'ny fifidianana teo iny. Ary na maro aza ny resa-be mandeha ataon'izy ireo momba ny fangalaram-bato, ny tena anton'ny fahareseny dia ny tsy fahaizany miaraka. Raha oh... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:14
xxx ( 10/12/2006 23:07)
Tiako Izy
Misy olona tiako zay ato amin'ny sera2. Tiako izy fa za tsy sahy miteny aminy. Tsy tiako ho fantany za tia ahy azy. Izy koa ngamba mety tia ahy koa. samy tsy mifampiteny zahay fa lasa sangisangy eny f... tohiny
novalian'i sitlo ny 07/04/2007 12:29
niryna ( 10/12/2006 22:33)
Rakitra (fanatitra) sy ny am-pahafolon-karena. Azavao.
Fony mbola kely aho dia nisy fiangonana iray nanangona vola, volamena sy ny rojon\'ny olona tao am-piangonana.Rehefa votom-pinoana ny olona dia naname ity pasitera ny harena izay natao hoe am-pahafolo... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2007 16:30
caprio ( 10/12/2006 21:32)
Mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa
Vao hitako tao @vao2 tao fa malaza mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa,koa eo @faritry ny loha eo hiany no misy fihetsika sy misy fomba anasitranany ary efa zava-dehibe zay ho antsika eto D... tohiny
novalian'i bazylou ny 08/01/2007 22:56
bazylou ( 10/12/2006 21:26)
lakalaka tokoa
n fifidianan ka 52% sisa ilay 70% tamin'ny voalohany!! efa ambivitra izany an!!... tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:13
xxx ( 10/12/2006 19:44)
maninona kay
Fa maninona kay ny vehivavy no petsana eh?... tohiny
novalian'i vale ny 12/12/2006 10:02
sitlo ( 10/12/2006 19:25)
Miarahaba anareo
Izaho dia tso-piainana, tia mifanaraka am'olona. Tsy dia mahatanty sangy. ;-)... tohiny
novalian'i rakizit ny 19/12/2006 13:26
looli ( 10/12/2006 19:03)
CD ou DVD SARERAKA ?????????? Cadeau de Noël
Manao ahoana daholo, Hono ho aho'reto, Aiza kay no mety hividianako Cd na DVd momba an'i Sareraka. Hataoko cadeau @ ity noël ity mantsy izy io. Misaotra mialoha.:?: ... tohiny
novalian'i cutie ny 11/12/2006 19:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7998