tadidio fa mbola misy ny

1. bazylou ( 11/12/2006 12:06)
b de vote haverina fa tsy nanara dalana an!! donc andraso ny kmf cnoe sy ny hcc hanazava an'ireo!!
novalian'i fijo ny 12/12/2006 21:51
2. xxx ( 11/12/2006 12:41)
efa nahita dokotera ve ry bazy a !?
3. xxx ( 11/12/2006 12:44)
sa we tadidio fa mbola misy grenady any @ tsafy :°)
4. papounette ( 11/12/2006 12:58)
bazylou:

b de vote haverina fa tsy nanara dalana an!! donc andraso ny kmf cnoe sy ny hcc hanazava an'ireo!!



Hanaraka renirano ndray anga ny trondro bazylou?:-D:-D:-D
5. Samoana ( 11/12/2006 13:10)
Hoy bazyl.
donc andraso ny kmf cnoe sy ny hcc hanazava an'ireo!!


misaotra nampandre fa dia halefanay any izany i paoly hiandry e !:D
6. Fiffi ( 11/12/2006 13:15)
de mba tokony mihonina fa nandresy izy eh !
Koa dia nivoaka tanteraka ny valin'ny fifidianana fa dia 54.80% ny an'i RAVALOMANANA , miarahaba tena ny malagasy fa naharesy tanteraka!!!!!!! tsy adala akory ny malagasy fa miaina eto antoerana ary mahita sy mahalala ny mety ho an'ny firenena mamy ity ! miandry ny proclamation officielle alohan'ny Noêl ary ny investiture dia mety le 03 janvier 2007 ! aleo ny mpanaratsy sy mpanenjika ho tsarain'ny asa-ratsiny eny fa ny malagasy efa naharesy !!!!
7. Robert ( 11/12/2006 13:28)
Mba mangina @ izay ry bazyl fa ataon'olona lasa adala eo....

Raha betsaka ary ny tsy ara-dalana @ b de Vote sasany tany @ faritany?
Diniho fa tany @ ireny faritra ireny ra-8 no tsy de nahazo mihoatra ny 55% raha esorina ireny vao maika hiakatra ny % azony...

Mba diniho iany ny zavatra tenenina
8. Fiffi ( 11/12/2006 16:11)
Présidentielle - Résultats officieux. Victoire de Marc Ravalomanana au 1er tour avec 54,80% des voix
11-12-2006 / 08:48
Les résultats officieux de l’élection présidentielle du 3 décembre collectés au Ministère de l’Intérieur donnent une victoire au premier tour de Marc Ravalomanana qui a gagné 54,80% des voix. Jereo eto
de mba mihonina ry bazy aah !
Mba mangina @ izay ry bazyl fa ataon'olona lasa adala eo....
9. Imahaka ( 11/12/2006 16:25)
za pro ra8, nefa aza dia mamaly boraingina sahala amin'io 'nareo fa marina ange io lazain'i bazyl io e!mbola ny HCC no mamoaka ny vokatra ofisialy izay vao hoe "LANY". Efa betsaka fotsiny izany eto ny fanantenana hoe 1er tour. Nefa aoka aloha hivoaka ny tena izy amin'ny maha vokatra ara-dalana azy vao mibitaka sy faly
10. Ranavalomanjaka ( 11/12/2006 16:57)
Bazoul mbola misy karatra TIM any ra mila ela. Tsy aleo mamadika palitao am zay. Hanohana ihany v de haka ny resy e!:b

Sady raha mamoaka valiny eo ny HCC asa izay hanjo an'ingah =(( ooooooh :snif: =))=))=))=))
11. bazylou ( 11/12/2006 23:07)
leo hiditra ra8 dia mba 26 000 indray ny devika afaka 5 taona e:: sady i lery koaefa nandio ny kanal tsy vitanareo mba cadeau de noel !!!!:-D:-D:-D
12. fijo ( 12/12/2006 21:51)
bazy kely an,ny ofisialy anie matetika manaraka ny vaovao sisiny e.efa itako tany am boalohany fa 54% io,dia izay tokoa.tsotra ny kajy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1676