CD ou DVD SARERAKA ?????????? Cadeau de Noël

1. looli ( 10/12/2006 19:03)
Manao ahoana daholo,

Hono ho aho'reto,
Aiza kay no mety hividianako Cd na DVd momba an'i Sareraka.
Hataoko cadeau @ ity noël ity mantsy izy io.
Misaotra mialoha.:?:

novalian'i cutie ny 11/12/2006 19:08
2. Fiffi ( 10/12/2006 20:24)
eny @ mpivarotra CD ve tsy hisy an'io ?
3. andry08 ( 10/12/2006 23:06)
mandehana eny @ Fnac
4. looli ( 11/12/2006 08:46)
Tsy misy na fnac na any an-kafa, izany no nametrahako ny hafatra eto.
5. Fiffi ( 11/12/2006 10:15)
heu...de tsy aiko indray zany ...manafatra avy any dago ?
6. felanawil ( 11/12/2006 12:18)
aty amiky misy sady tsy vola no tankalony
7. Bakobako2 ( 11/12/2006 18:26)
sareraka anie ka sareraka . . .
efa manana CD anga hono ky sareraka ? ? ?
8. lanto ( 11/12/2006 18:31)
Fiffi:

eny @ mpivarotra CD ve tsy hisy an'io ?



Saika tsy himé zah :lol:
9. cutie ( 11/12/2006 19:08)
:-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 11/12/2006 19:08)
mba henoy le pub @rvg reny sao misy ao :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0873