Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
09/12/2006 00:32)
IZA NO METY MBA
Izao ry zareo a! efa ela aho no teto niresaka sy nandany minitra teto fa mba misy zavatra ity tiako proposena anareo!!
Ity resaka telethon ity dia tiako ampidirina any amintsika . Tsy hatao ho an'ny ...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 02/01/2007 15:55
Geomer
(
09/12/2006 00:14)
Mangataka tonokira e
Ny tonon'ity hira ity no mba angatahako amin'izay manana azy e.
Ny lohateniny : Volan'ny kamboty
Ny mpihira : Ny Railovy
Dia misaotra é !...
tohiny
novalian'i tslem ny 09/12/2006 11:40
nainaa
(
08/12/2006 22:36)
ririna
tsy itanay mintsy le ira ny nantenaina
hoe (ririna ny andro mangatsika be)...
tohiny
novalian'i tslem ny 09/12/2006 04:21
colar
(
08/12/2006 22:00)
miantso fo lava
manao antson fo zany za we bonne anivaka njay zay anivaka anio,fa le tena antso zany de we mety misy ho aty italie tokoa v ra antsona mankaty hifety...
tohiny
novalian'i vale ny 20/12/2006 01:09
arialy
(
08/12/2006 20:20)
mitady tonokira tsy hirenireny an'i jaojoby
miarahaba ny rehetra
ra misy sendra manana ny tonokiran'ilay oe tsy hirenireny dia mba alefao ao am serasera re raha mba azo atao .
misaotra mialoha
mirary soa ny rehetra e
...
tohiny
sipagasy
(
08/12/2006 19:54)
arahabaina Justin Vali / prix SACEM
Dia faly miarahaba anao ry JUSTIN VALI fa haiko ianao mpisera eto ihany ;-) t@ loka izay azonao omaly, nahazo ny:
Grand prix Palmares de la Sacem @ musique traditionelle tokoa mantsy izy omaly e! no...
tohiny
novalian'i sipagasy ny 15/12/2006 20:46
salmo
(
08/12/2006 18:56)
Ok daholo
Raha ny fandinihana ny serasera.org dia natokana ho any Malagasy manerantany (oh: Mscar, France, USA, España, Italia sns...)
Ato koa dia hahitana olana hifandraisana @ mombamombany hafa, @ tsy fito...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 10/12/2006 18:22
jpeg
(
08/12/2006 17:27)
Miarahaba and-Ravalomanana
Na dia mbola tsy vokatra ofisialy azany dia miarahaba and-Ravalomanana izahay.
Tokony hanambatra ny hery daholo na ny mpanohana na ny mpanohitra hanatsarana ny firenana....
tohiny
novalian'i narima ny 10/12/2006 09:35
tslem
(
08/12/2006 17:14)
telo sy efatra
iza no manana ilay tononkira oe:
3 sy 4 ihany ,izay no antonony
fa be ny mihoatra an'izany
3 sy 4 ihany farafahamboniny
fa kely ny ambanin'izany
mba miangavy g mahay ô!...
tohiny
novalian'i nanoukely ny 09/12/2006 16:26
emrako
(
08/12/2006 16:51)
noely noely
mba omeo ilay tonon-kira noely noely isantaona maro izao e§...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 17:41
fdravel
(
08/12/2006 16:34)
ny andron'ny fahazazana
Misaotra izay afaka manome ahy ny tonon'io hira io.
Mankatelina ê !...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 22:27
xxx
(
08/12/2006 14:01)
Fanagadrana: TANTELY A, HAJA, VONINAHITRA, SNS
Efa io indray manangasanga any PETY. Vahaolana mahomby!... Ary iza ndray ny manaraka ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:27
fitiadala
(
08/12/2006 11:05)
ho tia anao
mba adefao tononkira aho...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 09/12/2006 14:03
SARERAKA2
(
08/12/2006 10:54)
NANGALA-BATO NY HAVANA RAVALOMANANA....
IO FA HITA NY FIKA VORETRA!.....ny tody tsy misy fa ny atao no miverina !...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 22:56
rakaroka
(
08/12/2006 09:27)
Grave ny hetsika vokatry ny fankahalana an!
Firariana hatrany ny hisian'ny fandriam-pahalemana n'aiza n'aiza fa aza mbô tafatsopoka amin'ny halan'ny olona tahaka itony tranga niseho atsy "RUSSIE" tamin'ny envoyée spéciale omaly:
GRAVE BBBBe...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:26
taranaka31
(
08/12/2006 09:18)
mitady titre sy ny anaran'ny artiste
azafady fa tsy tadidiko intsony ny titr'ilay hira misy tonony hoe"hasambaran'olondroa ny andro anio..."
raha toa ka tsy mahadiso...dia misaotra mialoha e!!...
tohiny
novalian'i taranaka31 ny 12/12/2006 07:39
marenga
(
08/12/2006 08:55)
CONCERT REGGAE GASY
Un grand concert de Reggae Gasy à Marseille le 9 décembre à 21 avec ABDOU DAY à la cité des association 93, Canebière 13001 Marseille.
http://www.handicapindependance.com/grand%20concert.htm...
tohiny
novalian'i kitjo ny 17/12/2006 16:58
xxx
(
08/12/2006 08:12)
La Gazette 8/12 : Lasa any @ Politika
Lasa any @ Politika - Asa raha azon'i Fiffi amboarina. :lol::lol::lol:...
tohiny
xxx
(
08/12/2006 08:04)
La Gazette 8/12 : Pitié pour les exilés
Politique : pitié pour les exilés !
D’après les derniers résultats du scrutin, tout laisse à penser que Marc Ravalomanana sera réélu.
Devant une telle « évidence », l’opposition, en ...
tohiny
novalian'i colar ny 08/12/2006 21:50
ikaretsaka
(
08/12/2006 04:49)
Internet to go
Ny aty Bekintana moa iznay de lasa lamaody indray ity cell phones misy net sy connecte lava ity: sidekick, blackbery sns....
ahoana ny eritreritrareo @ io?
Ilay @ alina rehefa misy email tonga za...
tohiny
novalian'i cutie ny 17/12/2006 01:01
