noely noely

1. emrako ( 08/12/2006 16:51)
mba omeo ilay tonon-kira noely noely isantaona maro izao e§
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 17:41
2. Fiffi ( 08/12/2006 16:57)
"noely noely isantaona maro" ve ny titra ? de iza no mihira azy ?
3. kelly13 ( 08/12/2006 17:01)
petit papa noel, qd tu descendras du ciel, avec des jouets par milliers, n'oublie pas mon petit soulier!!

io 1 zao! :-D
4. Fiffi ( 08/12/2006 17:08)
Lay andro Noely
Voalohany teo
Voalazan'anjely
Tao betléhéma
Niseho tao tokoa
Tamin'olona tao...

Noely , Noely ...teraka izao Imanoely .
5. malalatinasoa ( 08/12/2006 17:28)
I Bessa no mihira an'io Noel noel io, "Noelin'ny kamboty" na "noelin'ny mahantra" raha tsy diso aho ny titreny. Fa tsy tadidiko ilay tonony azony elabe tsy henoko.

Noel noel, isan-taona maro izao,
Noel noel, inona no tokony atao,
Noel noel, ho an'ny rahalahinao.

Noel noel, efa mila tsy ho re
Noel noel, ilay firariana hoe
Noel noel fiadanana anie

Mamonjy tavan'andro ireo mpihatsara velatsihy...

Tohizo rizareo fa tena tsy tadidiko ny tohiny a.
6. Fiffi ( 08/12/2006 17:41)
hay Bessa no mihira an'io ? efa nisy nanontany an'io manko teto de hoe hiran'ny Mahaleo hono...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0737