Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kitjo
(
08/12/2006 03:26)
hanao hotel 5etoiles 300chambres Ravalo!
Araka kabarin'i Ravalo omaly hono dia be dia be ny zavatra ho ataony ao Tana....marobe tokoa fa nisongadina t@zany ny hoe hanao hotely be izy 300chambres...5etoiles...
milay e!
hitombo ny asa, mih...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 15/12/2006 17:21
xxx
(
08/12/2006 01:28)
maty aho
maty aho fa tratran'ny sipako nampiaraka :cry:...
tohiny
novalian'i Imahaka ny 09/12/2006 19:21
xxx
(
08/12/2006 01:26)
hevitra hafa indray
rehefa nodinihiko dia tsy tianareo ilay soloina hoe zorro ny xxx. Tsy maninona fa mahatanty demokrasia aho.
Fa ity misy fanamarihana kely ilay 8-) sy :b ilay emoticon mangamanga manao fihetsika ada...
tohiny
novalian'i sitlo ny 20/12/2006 21:41
salmo
(
07/12/2006 22:54)
ilay voalohany
Mba noraisiko ihany oe; Ny taloha dia afa mihintsy, ary izao de vaovao ndray. Ka ny lasa dia ho fahatsirovana sy tantara @ akampobehany. Fa ilay voalohany tsy mba nahay nakatoa, ka mitady hisava lal...
tohiny
novalian'i salmo ny 12/12/2006 23:15
xxx
(
07/12/2006 22:06)
permi africane
lalana vaovao henoko de ity ,@auto ecole reny dia maro be reo afrikana alain'ny prefecture ny permi -ndreo fa maro hono no mividy permi any afrika ka asa na ho anisany isika na ahoana na ahoana...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 20/12/2006 19:12
booboo
(
07/12/2006 21:12)
Ora
Sao afaka hatsaraina/ovaina/sns..., azafady indrindra, ny ora ao @ hafatra ? :°)
Ohatra hoe atao ora any M/car.
Misaotra mialoha ô ...
tohiny
novalian'i booboo ny 08/12/2006 09:26
Fiffi
(
07/12/2006 20:57)
CONCERT MALAGASY 91.7
[b]Rahampitso Zoma @ 10h ao @ France Musique 91.7 misy concert Malagasy .[/b] de mihainoha finaritra daholo . :)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 09:34
fijo
(
07/12/2006 20:38)
andraso ny vaovao ofisialy vao....
dia ita izao raha ny vaovao tsy ofisialy,fa mitarika indray ravalo ao toliara.
de hilaza indray ve ny sasany fa nisy halabato,nefa teo nitarika lahiniriko,tsy nisy io resaka halabato io??????????
ka...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 09/12/2006 13:34
DONGAKA
(
07/12/2006 19:50)
Tokony ho propagandy foana ny andro!...
tokony ho propagandy foana ny andro toa ambodia mitafy hodi-janak'ondry daholo ny mpanao pôlitika...MAKA NY FON NY VAHOAKA fa refa azo izay ilaina ...tsssss...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2006 21:28
tezitra
(
07/12/2006 19:33)
hanamboatra lalana vaovao Ra8,de hihena ny vidinentana
dia hisy indray ny lalana vaovao hamboarina
dia hisy artikla vaovao hihembidy
COLOMBO A MENE L'enquête, eh ben:
[b]--NY LALANA MANKANY @ FASANA NO HAMBOARINY ho an'i gasy (AMPASAPITO, ABOLONK...
tohiny
novalian'i jigs ny 18/12/2006 08:48
Rasiligaoma
(
07/12/2006 19:32)
Jereo aloha ny tenanao
un riche industriel était horrifié de voir un pêcheur étendu paresseusement à côté de son bateau en fumant sa pipe.
-Pourquoi n'êtes-vous pas à la pêche ? demanda l'industriel.
-Parc...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/12/2006 04:20
diamondra27
(
07/12/2006 18:19)
ndao indray e! SOIREE TEARANO
Tena be tokoa ny olona tonga nanatrika ilay fety nataon'i Tearano t@ 21/10/06 teo iny ary isaorana anareo tonga nanatrika sy nikarakara ary namaly ny antso.
Noho izany dia asiana revanche kely izan...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 09/12/2006 23:45
xxx
(
07/12/2006 18:04)
miodina?
raha manorisory anareo v ny vadinareo , ary indray2 aza tsy manisy sira sy tsy mijery anareo akory aza, ary indrindraindra tsy misy envie anao l'amour @ nao intsony ! tsy mampi te hi-tenter saina rats...
tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 12:20
jhouhlambout
(
07/12/2006 17:39)
Ce que veulent les femmes....
Ho an'ireo vehivavy izay nahita an'iny film iny (avec:Mel Gibson), tianareo ve raha toa ka mahafantatra izay zavatra eritreretinareo rehetra ny lehilahy... ?...
tohiny
novalian'i ratsimika ny 24/04/2007 20:15
kelly13
(
07/12/2006 16:11)
dago
io indray no mba mahalasa ny saiko e! fa maninn no atao hoe "dago" nefa ao anatin'ny "madagasikara" tsisy hoe dago fa daga! inn tokou no nahatonga io teny 1 io? :?::-/...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 13/12/2006 17:55
lemenakely
(
07/12/2006 16:01)
Ahoana marina ny momba an'ity GASITIALOVE ity?
Raha ny feo henoko etsy sy eroa dia misy zavatra tsy dia mazàva ny momba azy ity !
Raha ny fahazoako azy dia tsy kôpy na inona na inona ilay sipa io (GASITIALOVE) fa bandy no tena ao ambadik'izy io...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 26/12/2006 22:00
Aino
(
07/12/2006 15:26)
nofy ririnina!!
ahoan akay izany nofy ririnina?:roll:
rehefa sendra mba miteny kely ny mba eritreritra manko izay dia lazaina fa manao nofy ririnina.:°)...
tohiny
novalian'i tslem ny 09/12/2006 18:02
sherillalove
(
07/12/2006 14:49)
leo be!
normal ve le vo avy firan'ny bandy de tena leo lelà be?sa so de lasa sampona a!...
tohiny
novalian'i nolalaina ny 13/12/2006 13:54
mvalisoa86
(
07/12/2006 14:27)
Nofy
Miarahaba antsika rehetra.Mangataka fanazavana momba ny nofy;ao anatin'ny "inconscient" ve ny olona no manonofy?Mba omoo eo ny antony mahatonga ny olona manonofy raha mba misy fantatrao.Misaotra e!...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/12/2006 20:42
lapino
(
07/12/2006 14:09)
France 24
Nalefa omaly ny chaine TV frantsay vaovao : France 24. Efa elaela izy io no noitrikitrihan'i J.Chirac, ary izao tafatsangana izao volana vitsivitsy alohan'ny fahataperan'ny mandat-ny.
Ny France 24 ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 11/12/2006 13:15
