France 24
1. lapino
(
07/12/2006 14:09)
Nalefa omaly ny chaine TV frantsay vaovao : France 24. Efa elaela izy io no noitrikitrihan'i J.Chirac, ary izao tafatsangana izao volana vitsivitsy alohan'ny fahataperan'ny mandat-ny.
Ny France 24 dia natao hifaninana amin'ny CNN, ary hoe natao hahafahan'ny frantsay manome ny fomba fijeriny ny raharaha eran'izao tontolo izao. Ohatrohatra ny RFI ihany izany raha ny fahazoako azy, fa version TV.
Asa ny fahitanareo, fa tsy dia fofona tsara no henoko amin'izany ...

novalian'i mandrindra ny 11/12/2006 13:15
2. jefra
(
07/12/2006 17:43)
Azoko antoka fa mitombina ny lazain'i lapino.
Zaho d mandray ilay izy fotsiny hoe feon-dakolosy hafa, dia anjarako ny manao voankazo an'ala!
Sady azo jerena live par internet ilay izy: http://www.france24.com/live/index_FR.html

4. mandrindra
(
11/12/2006 13:15)
raha ny hoe hifaninana amin'ny cnn aloha dia sarotra izany. ny budget an'ny france24 dia ampahafolon'ny an'ny cnn. cnn dia privé ary france 24 dia an'ny fanjakana frantsay.
cnn dia ivelan'i etazonia no tena be mpijery, france 24 dia eto frantsa no tena manao dokambarotra hijerevana azy.
izay aloha no hitako fa tsy mbola nijery vaovao tamin'io ka afaka hitondra tsikera, tsara na ratsy.