Tokony ho propagandy foana ny andro!...
1. DONGAKA
(
07/12/2006 19:50)
tokony ho propagandy foana ny andro toa ambodia mitafy hodi-janak'ondry daholo ny mpanao pôlitika...MAKA NY FON NY VAHOAKA fa refa azo izay ilaina ...tsssss
novalian'i fijo ny 08/12/2006 21:28
2. simplex
(
07/12/2006 20:04)
ka na mitafy ary izy hita eny foana ny nifiny sy ny hohony koa :°);-)
6. BloodTitan
(
08/12/2006 08:29)
Ie fantatra foana ny fikan reo dinôzôro be reo na de miseho ho anjelin lanitra eo aza.
7. fijo
(
08/12/2006 21:10)
le soara koa anie ,efa tokony hipetraka fa mankaleo e.tsy manana vokabilera hafatsy ,
transition sy fanovana lalam panorenana.
transition sy fanovana lalam panorenana.
8. simplex
(
08/12/2006 21:23)
- Zafy Albert,
- Norbert Lala Ratsirahonana
- Manandafy
- Herizo (tsy mbola antitra fa ra democrate sy manana ethiq politiq mijanona @ zay)
tokony mijanona tanteraka, na a defaut mijanona ho RAR, @ zay!
9. fijo
(
08/12/2006 21:28)
izay mihintsy.mijanona ho rAR satria misy traikefa ihany,ka aleo atao fakana hevitra
