CONCERT MALAGASY 91.7

1. Fiffi ( 07/12/2006 20:57)

Rahampitso Zoma @ 10h ao @ France Musique 91.7 misy concert Malagasy . de mihainoha finaritra daholo . :)
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 09:34
2. vale ( 07/12/2006 21:51)
Fiffi: somary tara ndry vao nampilaza:(:P
3. Fiffi ( 07/12/2006 22:03)
de miala tsiny fa vao henoko t@ pub de io mba nozaraiko anareo namana eto io .
4. Fiffi ( 08/12/2006 09:19)
tena tsy concert mihintsy zany henoko zany fa toa hira....:roll::roll:
5. bilakarenjy ( 08/12/2006 09:21)
Merci Fiffi an!
6. Fiffi ( 08/12/2006 09:34)
bilakarenjy: tsy misy fisaorana akia an ! saingy toa hira ....tena tsy misy azoko zany mandeha izany an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0435