Ahoana marina ny momba an'ity GASITIALOVE ity?

1. lemenakely ( 07/12/2006 16:01)
Raha ny feo henoko etsy sy eroa dia misy zavatra tsy dia mazàva ny momba azy ity !
Raha ny fahazoako azy dia tsy kôpy na inona na inona ilay sipa io (GASITIALOVE) fa bandy no tena ao ambadik'izy io ary mitady hanao fitadiavam-bola sy fisolokiana !

Nisy mahita eny @ 67 ha ihany koa io sipa io asa aloha raha mipetraka eny na tsia fa tsy any ANTSIRABE araka ny ao @ mombamomba azy!

KA DIA AOKA MBA HO MAILOMAILO DAHOLO fa sao matimatin'ny hamôlàna ....

Mpamosavy sy makorelina be devoly mpanelingelina ...ka ho antsika rehetra izay manatsaina dia hialao lavitra toy ny daina hoy ilay mpananklanto malàza izay
novalian'i nolalaina ny 26/12/2006 22:00
2. Fiffi ( 07/12/2006 16:34)
inona zany tantara zany ?
3. kelly13 ( 07/12/2006 16:48)
za kou mba liana d liana ny t hafantatra! :}:-P
4. fasaly ( 07/12/2006 17:21)
ka lay sipa koa no te haniky alainy sary eo kou! hita fa ny bandy mila vola:-P efa nalaza be ny an'i tantely manaikitra de in no mbola hangalàna sary otrareny raha tsy tam sitrapony ny handefasana azy eny am site:°)
5. diamondra27 ( 07/12/2006 17:29)
no comment

mbola ao @ accueil ao ny sariny fa le manao jean sy mi-string ihany no ao e
6. jhouhlambout ( 07/12/2006 17:42)
:roll:
7. lemenakely ( 07/12/2006 18:15)
jhouhlambout:

:roll:



:?::?::?:TARA SAMBO SA AHOANA
8. xxx ( 07/12/2006 18:17)
izao sekabe izao mihitsy no tadiaviny, raha vao tsy misy sira kely izy dia mamoaka sary vaovao, asakasakareo izay manome tsikera ireny moa ko
9. lemenakely ( 07/12/2006 18:55)
xxx:

izao sekabe izao mihitsy no tadiaviny, raha vao tsy misy sira kely izy dia mamoaka sary vaovao, asakasakareo izay manome tsikera ireny moa ko



sekabe ahoana tsy mazàva !!!!mila fanazavàna ...
10. fasaly ( 07/12/2006 19:31)
xxx: ka refa tsikera de tsikera kosa fa ts asina hoe sekabe na sekakely....zà tsy manavak oul asina tsikera aony e! ny sary no tsikeraina fa tsy mijery tavan'oul:roll::wink:
11. kiali ( 07/12/2006 19:53)
ka zay tiny ry rams an!! zay tsy mazaka miala !! zay aloha tsy hiala zany fa refa misy mivoka de jerenay eh
12. xxx ( 08/12/2006 00:53)
diso tsipelina re fa nareo koa d, resabe no tiako tenenina teo fa tsy sekabe
13. vakiniadiana ( 08/12/2006 06:35)
Na iza na iza ilay GASITIALOVE, dia za aloha manohana ilay sary e :D
14. fasaly ( 08/12/2006 06:43)
xxx: ok! tsy olana ka! fa ny tsikera ange mande foana e!:wink: sady efa we tsy ilay sipa en perso no nampiditra io sary io ao izao fa oul hafa mitsy ka tsy fidiny ho azy izany angmba:wink:
15. xxx ( 08/12/2006 10:23)
tsy fidiny ahoana ry fasaly ah.
Adalany matoa izy nanaiky nalaina sary toa ireny. Izaho indray dia ohatra ny mino hoe izy ao anatin'ny miketrika ireny. Ary ny hampikorotana mihitsy no tanjony.
Erinandro alohan'ny fifidianana ve ianao no mamoaka tranokala misy ny sarin-dra8 sy ianao miboridana. Karazana destabilisation ireny, efa karamaina mihitsy angamba.
16. kelly13 ( 08/12/2006 11:22)
mbola vao maika za tsy maharaka :oops:
17. chipie1 ( 08/12/2006 11:26)
za kounkou ry kelly13 :roll:
18. tslem ( 08/12/2006 17:20)
fa inn zany e ? tara b v zah zany saôna?:roll::?:
19. kelly13 ( 08/12/2006 17:54)
itovizana io ry tslem aaaaa!!! tara train, batô, avion, rer, metro, bisklet', etc...
20. fasaly ( 08/12/2006 18:30)
tslem: kelly: chipie1: io sipa am sary io dia nanokatra blogy de sarin'i ravalomanana no natao teo am sisiny kely tery e!
dia io sipa io sariny nanao strip tease no tao , ireo am sary rehetra ireo ny fetombohany ny sary tao am blogy
fa mbola misy suite -ny ireo mampiseho ny string devant misokatra bragety dia boridana amzay de maka doche de misaveraka mampiseho ny eo aloha de mitondrontra mampiseho ny derrière:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0474