Ahoana marina ny momba an'ity GASITIALOVE ity?
41. nolalaina
(
13/12/2006 09:53)
booboo:
nolalaina > hihihi mamangy @ fahoriana aza e hihihihi :-*
:snif: m'sôtra aky booboo an!! tena mananamana marina manana andry!! na ny tahotra sy ny alahelo niampy ny hatezerana aza dé nisava tahaka tsy nisy intsony!! :snif: m'sôtra aky an!! :snif: mankasitraka!! :cry: ho valina refa lé mahatsiaro na refa lé tratran'ny otr'zay ndry!! :-D :-D
:-*
42. nolalaina
(
13/12/2006 09:58)
vegas:
nolalaina> lé oul notiavinao mety hoe hendry be fa tsy tahaka io bandy ray io.
Za kou tsy maka raha tsy lé hendry be reny ka!! :-P
Sady ny sarinao tiny ho tazomina ho azy rery. lol
Raha mbola te hiaina hanao krisimasy sy taombavao kou izy dé tsy maintsy zay no ataony sinon.... :twisted: :twisted:
NB : ny fety retra mbola ho avy kou ao anatiny an!! sô dé oé vita ny krisimasy sy ny taombavao dé aparitany @ zay lé sary!! hihihihihihi :-D
44. vegas
(
13/12/2006 11:27)
xxx> tsy natao hampiomé anao ko anie io e! zahay ihany miomé amin'io mdrrr =))=))=))
45. vegas
(
13/12/2006 11:29)
nolalaina> lol be lé oe te hiaina hanao krismasy sy taombaovao hihihihi, ôtrany reny de oe bokona be reny mintsy.
46. nolalaina
(
13/12/2006 13:47)
xxx : enao no miezà miomé éh!! :-D andramo fa milay beuh!! fa refa tsy te hanandrana dé :-@ fotsiny sy zé hasalama anao atao f'efa ho avy ny fety ;-)
vegas : mbola tsy nahita ny sariko marina enao fa zah bokony bé!! :-$
vegas : mbola tsy nahita ny sariko marina enao fa zah bokony bé!! :-$
47. vegas
(
14/12/2006 11:03)
nolalaina> lol nefa ato ara misy sarinao ko! sandry kely nefa no hitako amin'ny lé sarinao ato.
54. fasaly
(
26/12/2006 18:37)
lay sary itanareo androany ange ny suiten lay strip tease e! :wink: reo sary teo aloha ny fanikafana de niafara tam sary otranlay tao anio iny hihihih....
55. andry08
(
26/12/2006 20:48)
Fa dé naninn no nanaiky nalaina sary hoatran'iny nadia tena amoureuse be hoatran'ny inn aza! Misy ambadika foana ireny fa dia tsy niheritreritra ve sa dia ...:twisted::twisted:
56. nolalaina
(
26/12/2006 22:00)
Dé asa aky fa reny zany ny valiny aty aorina éh!! asa nan'inn.... dé nisy inn avy eo no dé...??!! :x
