Ahoana marina ny momba an'ity GASITIALOVE ity?

21. kelly13 ( 08/12/2006 18:33)
tssssssss, tena tara b za tsy mba nahita ny hitandry ry fasaly kle!!!! d iza indray le hoe "manaofitia" mpandefa sary???
22. fasaly ( 08/12/2006 19:31)
lay manaofitia : mapmpiditra ny sarin'i gasytialov io ngamba :wink:
23. kelly13 ( 08/12/2006 19:59)
d itanjy zay le tsy azoko, avant mampiditra sary ange d mila ny mot de passe e, d aôna ankia no nahalalan'i manaofitia ny mot de passe n'i gasitialove? sa hoe manaofitia=gasitialove iany fa sarin'io sipa io no alefany eto? :roll::roll::roll:
24. xxx ( 09/12/2006 00:08)
aoka wa izay izany resaka izany fa izao mihitsy no tanjony
25. kelly13 ( 09/12/2006 12:06)
xxx>ka za t halala kou!!! "la curiosité est un vilain défaut" hihihi fa tsy koi ka :p
26. tywa68 ( 10/12/2006 09:05)
xxx =D=D
27. vegas ( 11/12/2006 11:57)
Zao ny iafaran'ny mpifankatia refa tsy mifanaraka! Na koa mifamitaka!
Tanjemo mintsy ry zavavy isany ny mandefandefa sary amin'ny olona milaza fa tia anareo.
Zao ny fandean'iny tantara iny: ilay sipa dia mipetraka any dago, ilay bandy kosa aty andafy. Nilaza fa nifankatia izy roa, nangataka sary ara ilay bandy satria milaza fa potika tanteraka. Raha tena tianao za hoy ilay bandy de andefaso sarinao miboridandridana ireny. Tena tia tokoa ilay sipakely ka nandefa.
Zao hitantsika zao ny niafarany.
Anatra: tandremo ny mandefa sary amin'olona tsy fantatra. Betsaka ny bandy tsy vanona ary tsy matahotody tahaka itony.
28. booboo ( 11/12/2006 12:10)
ahan....



Raha tena tianao za hoy ilay bandy de


vô misy ôtra zao défa chantage zay donky tsy any la route...
29. sitlo ( 11/12/2006 15:49)
:°)
30. fasaly ( 11/12/2006 16:42)
vegas: mazava mciiii:-*
31. xxx ( 12/12/2006 00:18)
Ahoana koa no ahafantaran'i Vegas an'izany fa mba eo no tia hampiresaka eo. Raha tsy hoe i vegas angaha no naman'ilay olona. Rehefa mamoaka zavatra ohatra itony dia tokony aseho ny source hoe taiza.
32. vegas ( 12/12/2006 10:10)
Inona no tokony anomezako porofo eto fa refa hino nareo tsara tsy hino nareo tsara. Tsy hanonona anaran'olona eto mintsy aho fa miala tsiny.
33. nolalaina ( 12/12/2006 10:14)
Ka tsy maty aho zany @ reny sary nalefako bdb t@ lé oul notiaviko zay?? :}

Maty aho mamaaaaaaaa!! :cry:
34. booboo ( 12/12/2006 11:05)
nolalaina > hihihi mamangy @ fahoriana aza e hihihihi :-*
35. vegas ( 12/12/2006 13:01)
nolalaina> lé oul notiavinao mety hoe hendry be fa tsy tahaka io bandy ray io. Sady ny sarinao tiny ho tazomina ho azy rery. lol
36. kelly13 ( 12/12/2006 21:14)
hay v ka zany ty tatara ty e!! mampangitakitaka izy zany!!! hihihi
37. fasaly ( 12/12/2006 22:15)
aza atao mangovitra lotra! na izany aza!:wink::-D
38. xxx ( 12/12/2006 23:36)
mangovingovitra ohatra ny ...
39. fasaly ( 13/12/2006 06:38)
....horohoro-tany....:P
40. kelly13 ( 13/12/2006 09:24)
hahahaha!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084