Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
momox
(
06/12/2006 06:00)
mila namana
mbarakaly jiaby! vaovao de mitady namana e!
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 08:07
xxx
(
06/12/2006 05:20)
contraception
efa nahare aho oe misy ilay pillule hohanina 24h après rapport sexuel, afaka mba milaza ny anaran' ilay pillule sy bb kokoa momba izay v ?...
tohiny
novalian'i robin ny 01/01/2007 15:17
Ralay
(
06/12/2006 04:50)
SARKOZY
Toa lamaody indray ny mamorona hira na clip mifanaraka @ zavamisy toy ny coup de boule n'i Zidane fa ity kosa misy anankiray tena mba tsy ratsy koa mazotoa mijery daholo dia asio komantera avy eo: htt...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/01/2007 22:05
daddi
(
06/12/2006 01:56)
Réveillon gasy eto Suisse :?:
Mitady vaovao : sao dia misy mahafantatra ianareo raha misy réveillon gasy eto Suisse ? misaotra indrindra mialoha.:)...
tohiny
novalian'i daddi ny 19/12/2006 00:46
bazylou
(
05/12/2006 23:54)
laa ny maorisianina ny fibre optique
Publié sur le web le 22 Novembre 2006
Patrick Hilbert
Port Louis
Evénement d'envergure pour le monde des technologies de l'information et de la communication (Tic) lundi. Le ministre de la Te...
tohiny
novalian'i malalatinasoa ny 08/12/2006 05:58
bazylou
(
05/12/2006 22:36)
hono hoaho
mba inona ny tetik'asa eto amin'ny serasera?? sa.......
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/12/2006 03:50
poupa
(
05/12/2006 22:17)
mosolé bakoma le rasta
mba mitady an'io tonon-kira io e! efa ela ihany bakoma sy bodo...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 06/12/2006 00:39
bazylou
(
05/12/2006 22:16)
mba ahoana indray ianareo
amin'ilay fisainana hoe miandry fa gasy e!! izaho amoha tsy hiandry mihitsy e!!...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 12/12/2006 00:46
salmo
(
05/12/2006 22:01)
Tafakatreeeeeeee
[b]Barça! Barça! Barça![/b] http://www.youtube.com/watch?v=8Kazk-eUrvw
Ry zareo Alleman dia nietsana teto @ Camp Nou barcelona ,ary+ atody no entina mody:-D:-D
...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/12/2006 19:39
Lejim
(
05/12/2006 20:24)
Tribune: "Victoire du vote ethnique"
Marina aloha fa nitana lanja lehibe tamin'ny nahazoan'ny kandida Lahiniriko vato maro tany amin'ny faritanin'ny Toliara ny fiaviany avy any. Benefice ho azy izany. Fa ny mahagaga ahy dia toa i Lahinir...
tohiny
novalian'i jigs ny 15/12/2006 05:16
Papoose
(
05/12/2006 20:03)
R Clee
tsss lety e! ny hiran'io ry reto no tena mba hitako anisan'ny klown indrindra a! tena mime foana zah rehefa mahita an'ilay clip (ny fandihiny, ny fihetsiny, le fihira, sns), asa nareo na mba ahoana. t...
tohiny
novalian'i Papoose ny 07/12/2006 19:53
poupa
(
05/12/2006 19:32)
mangataka tonon-kira
mba mangataga ny tonon kiran'i bacoma le rasta "mosolé" na engamba "mozole" tsy dia tadidiko firy ilay titre misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i poupa ny 06/12/2006 18:11
vale
(
05/12/2006 19:23)
Ny vehivavy momba na tsy afaka manaranaka?!
Hono ho aho e, mba nahalasa ny eritreritro ihany io lafin-javatra iray io, izany hoe taloha be teo @ fiaraha-monintsika malagasy dia toy ny hoe vehivavy ratsy foana raha vao tsy afaka miteraka ilay ve...
tohiny
novalian'i fslems ny 16/10/2015 19:34
nikopol
(
05/12/2006 18:42)
namana tsy mendrika namana
Misy "namana" na "ps" vitsivitsy manompa, mihantsy resaka adi-poko sy fanavakavahana ara-bolokoditra mibaribary tato ho ato tato amin'ny forum.
Azo ampitoviana amin'ny mametraka sary veta ihany ny...
tohiny
novalian'i xl ny 02/03/2007 13:54
jhouhlambout
(
05/12/2006 18:25)
Fanontaniana
Quelle est la justification de Zinedine Zidane pour son acte violent envers Materazzi lors de la finale de la coupe du monde 2006 ?
Réponse : Il a agi sur un coup de tête ...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 06/12/2006 20:08
ipiso
(
05/12/2006 18:03)
mangataka hira
Mba anoraty ny tonon'ilay fitiavana mifoha iny re ho an'izay manana azafady e!Ilay slow indoneziana nogasiana iny.Dia efa misaotra sahady e!...
tohiny
novalian'i Papoose ny 05/12/2006 18:37
lapino
(
05/12/2006 17:30)
Ny propagandy teto amin'ny serasera
Ny propagandy teto amin'ny serasera rehefa jerena dia tsy nisy afa-tsy Ravalomanana, ary ny mpanohitra no tena nafana fo indrindra. Asa ny propagandy tany amin'ny isam-paritra tany, fa raha ohatra an'...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:35
lapino
(
05/12/2006 16:11)
Roy monja
Ilay tsikeran'i anonymous ao amin'ny blaogin'i jentilisa: http://jentilisa.blogspot.com/2006/12/vokatra-talata-051206-taminny-12-ora.html :^)...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:39
Aino
(
05/12/2006 15:53)
fanotaniana any vhv!!
hono hoa kay, normal ve raha toaka mandingana 1 volana be izao ny regle? ny tiako lazaina hoe ao anatiny ray vola tsy tonga raha tsy ny volana manarak'iny indray!!...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/12/2006 21:30
rvoulah
(
05/12/2006 13:46)
Rohy Ministère de l'intérieur
http://www.mira.gov.mg/election/lien.php
samy liana ny valim-pifidianana isika tsirairay avy.
Manampy ny efa misy sy ny voalazan'ny gazety dia io ambony io ny rohin'ny Ministère de l'intérieur a...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:42
