R Clee

1. Papoose ( 05/12/2006 20:03)
tsss lety e! ny hiran'io ry reto no tena mba hitako anisan'ny klown indrindra a! tena mime foana zah rehefa mahita an'ilay clip (ny fandihiny, ny fihetsiny, le fihira, sns), asa nareo na mba ahoana. tsy haiko na misy ao @ youtube sy dailymotion fa tena so hilarious hihihihii
=)) http://newmagazine.mg/pages/vie_star.htm (star izy manao an'io an)
novalian'i Papoose ny 07/12/2006 19:53
2. xxx ( 05/12/2006 21:24)
tsy mandeha akory ny rohy omenao nefa ianao dia tapatapatsinay erY!!!!
3. Fiffi ( 05/12/2006 21:48)
Papoose; tsy misokatra an !
4. lemenakely ( 05/12/2006 21:59)
ié tadidiko tokoa ila hiran'izy iny hoe OK RAMIARAMILA iny ! hi hi hi
5. Papoose ( 05/12/2006 22:38)
xxx:

tsy mandeha akory ny rohy omenao nefa ianao dia tapatapatsinay erY!!!!



oh tena azafady ry reto an!zah koa zay vao ni attach zvt teto de tsy nety akory tsy haiko hoe maninona
http://www.newmagazine.mg/pages/vie_star.htm
io fa nandramako nosokafana dia nisokatra e!enjoy :D
6. cmbolatiana ( 07/12/2006 11:19)
Ie, mampihomehy mihintsy io kala iray io an, fa izaho hoa ry reto tena nandany tapak'andro naka ny paroles-n'ilay hirany hoe safidy adala iny, fa andraso fa adikako @ tonokirra rehef mamampotoana aho
7. tslem ( 07/12/2006 12:13)
g tsy mimémé amin'izy io marina n manenina an,ndrindra lé ok ramiaramila lazin'i lemenakely=))=))=))
8. Papoose ( 07/12/2006 19:53)
cmbolatiana:

Ie, mampihomehy mihintsy io kala iray io an, fa izaho hoa ry reto tena nandany tapak'andro naka ny paroles-n'ilay hirany hoe safidy adala iny, fa andraso fa adikako @ tonokirra rehef mamampotoana aho




fa le clipn'i "safidy adala" koa aloha d eeeeee!!!! fa mba ia anga ny vadin'iny?tsa mba mime koa v zao izy mahita ny vadiny mihira sa faly fa hoe star? hihihi:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0553