namana tsy mendrika namana

1. nikopol ( 05/12/2006 18:42)
Misy "namana" na "ps" vitsivitsy manompa, mihantsy resaka adi-poko sy fanavakavahana ara-bolokoditra mibaribary tato ho ato tato amin'ny forum.

Azo ampitoviana amin'ny mametraka sary veta ihany ny fanaovana an'izany raha jerena amin'ny lafiny iray, koa hitako hoe hevitra mety dia tsohahana tsy ho namana intsony koa ireny "ps" ireny ?

Asa ze hevitrareo ?

novalian'i xl ny 02/03/2007 13:54
2. vale ( 05/12/2006 19:11)
marina izany !!
3. rvoulah ( 05/12/2006 19:37)
ekena mints ka !
4. kelly13 ( 05/12/2006 19:37)
hita wa (zay mou le izy ry cutie?) :)
5. fasaly ( 05/12/2006 20:04)
zay zany mitsy e!:cry:
6. cutie ( 05/12/2006 20:06)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 05-12-2006 20:37:37
Lohateny : Re : namana tsy mendrika namana
hita wa (zay mou le izy ry cutie?)

ie hita koa :lol:
7. vale ( 05/12/2006 21:30)
:-D:-D:-D,cutie
8. Fiffi ( 05/12/2006 21:37)
humm....fa indraindray kosa aloha an ! tena...:{
9. hery ( 05/12/2006 21:59)
Teneno ilay solonanarana dia hodinihana hoe tsy tokony ho namana ve.

Misaotra.
10. fijo ( 05/12/2006 22:04)
misy tokoa ny manao izany,ary mendrika ny esorina ato.
11. cutie ( 05/12/2006 22:17)
miandry ps zany :lol:
12. fasaly ( 05/12/2006 22:44)
ié! wa!
13. mimich ( 06/12/2006 05:26)
miombon-kevitra amin'i nikopol
14. DotMG ( 06/12/2006 05:40)
Rehefa misy hevitra hita fa manohintohina ny besinimaro, dia tokony mandray andraikitra ny mpitantana ny sehatra mamafa ilay hevitra aloha, ary manazava amim-pahatsorana amin'ilay nametraka hevitra ny antony tsy maintsy nanesorana ny heviny, sy ny tokony ho fitondran-tenany mba hialàna amin'ny sivana amin'ny manaraka!

Resy lahatra moa izy, tsara! Tsy resy lahatra, afaka mametraka ny heviny any amin'ny sehatra hafa MALALAKA kokoa noho ny serasera, raha mahita.

Raha miverimberina loatra kosa ny fandikana fitsipika izay vao mety hiditra amin'ny fanesorana azy tsy ho mpikambana.

Ataoko fa fifampitaizana koa dia andraikitr'ity sehatra ity, ary tsy tokony hisy hiambo ho tsy mila fifampitaizana eto!
15. fijo ( 06/12/2006 05:44)
marina mihintsy izay.efa lazaina foana eto,fa mila mianatra miresaka isika,ka misy avy dia miakatra be raha voafafa,nefa ny resaka ataony tsy rariny.
16. stephane197 ( 06/12/2006 08:11)
miombon-kevitra ê! marina!!:lol:
17. mpanota ( 06/12/2006 08:39)
EEEEEHHHHHHHHHHHH
Ny teny ratsy aloha samy manana ny azy eh , ny ratsy aminareo mety tsy ho ratsy aminay
Fa kosa azonareo lazaina ve ny PSEUDO-n'izany mandrangitra ADIM-POKO izany fa zany kosa aloha efa tsy izy intsonyu eh , dia ho hita eo izy raha mba hahazaka koa raha ho va:twisted:lina
18. nikopol ( 06/12/2006 08:52)
i xl ohatra
fa tsy hitako tsony le resaka

ny hevitra samy afaka manana ny azy saingy misy aro-fanina tsy tokony hioharana :lol:


19. Samoana ( 06/12/2006 14:23)
eka ouzy
20. vale ( 06/12/2006 15:55)
zà koa mahita i :-P XXL hihihi:wink:;..... dotMG, za koa miombon-kevitra aminao!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529