namana tsy mendrika namana

21. vale ( 06/12/2006 15:59)
mpanota:

EEEEEHHHHHHHHHHHH
Ny teny ratsy aloha samy manana ny azy eh , ny ratsy aminareo mety tsy ho ratsy aminay
Fa kosa azonareo lazaina ve ny PSEUDO-n'izany mandrangitra ADIM-POKO izany fa zany kosa aloha efa tsy izy intsonyu eh , dia ho hita eo izy raha mba hahazaka koa raha ho va:twisted:lina
:-D:-D, io ny an'i fijo:wink::lol:


22. tywa68 ( 07/12/2006 08:28)
mba samia miteny an'ireny ps manondrana ireny dia rehefa leo ve izy tsy hiala e !:wink:
23. vale ( 07/12/2006 09:46)
;-);-)
24. kelly13 ( 07/12/2006 10:48)
tywa68>tsy azo atao hono le manoratra ps fa ao anaty fitsipika izany!
25. sitlo ( 08/12/2006 00:35)
tairo fa hiteny ary aho eh, ireto no hitako fa saingy efa tsy hitako intsony ilay hevitra nosoratany:
kelly13-nikopol-vale-stephane197-DotMG-hery

kay ity misy iray kah:
jereo eto:°)
26. tywa68 ( 08/12/2006 11:12)
d inona no azo atao zany ? Tsy valiana fotsiny izy !
27. kelly13 ( 08/12/2006 11:14)
aiza le jereo eto fa tsy mande ny sitlo eeee hahaha
28. Fiffi ( 08/12/2006 16:03)
Hery: misy ps namana vao2 io an ! tena ......anjekaky ooo :{:{:{:{:{
29. kelly13 ( 08/12/2006 16:14)
sa kosa marque chaussettes io???? hahahaha
30. Fiffi ( 08/12/2006 17:04)
:-D:-D:-D:-D
31. vale ( 08/12/2006 19:11)
:-D
32. xl ( 02/03/2007 13:54)
Aza mandainga e!
aza manononompoana ny Anarany
Inty aho fa niantso ahy ianao
Tsy miamboho adidy fa lhl
Eny ary!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494