fanotaniana any vhv!!

1. Aino ( 05/12/2006 15:53)
hono hoa kay, normal ve raha toaka mandingana 1 volana be izao ny regle? ny tiako lazaina hoe ao anatiny ray vola tsy tonga raha tsy ny volana manarak'iny indray!!
novalian'i cutie ny 07/12/2006 21:30
2. booboo ( 05/12/2006 15:58)
zay lé cycle irregulier...raha zà lé oul zany manatona gynéco ....
3. cutie ( 05/12/2006 15:59)
Mbola tsy naheno an'zany za :lol:
4. booboo ( 05/12/2006 16:04)
zany ve ? misy vhv manao an'izany kah, dia ny ankamaroany manao traitement hormonal aby...
5. cutie ( 05/12/2006 16:04)
zany
raha za no tratran'ny zany tonga de matahotra we so de bevohoka :-D:-D:-D
6. booboo ( 05/12/2006 16:06)
:-D:-D:-D:-D
7. cutie ( 05/12/2006 16:08)
hita koa
tsy marina njay ve zany :-D:-D:-D
8. salmo ( 05/12/2006 16:10)
marikoriko. tokony hataonareo pv any ity dinika ity. na hafenina tahakany tsy misy.
9. booboo ( 05/12/2006 16:10)
ary azony ndray ty hita koa isaka ny mihestika ty (valiny ndray zao hoe hita koa :-D:-D:-D)

arakaraka kah..raha nanao foana ve gniark gniark gniark hihihihihihihi
10. booboo ( 05/12/2006 16:12)
salmo > efa hoe fanontaniana an'ny vehivavy sa nivadika ho vhv ingahy ? :roll:
11. cutie ( 05/12/2006 16:13)
booboo hihihihihi
refa midrikina za no manao an;io :-D:-D:-D
12. cutie ( 05/12/2006 16:16)
Mpandefa : salmo [ Valio ] 05-12-2006 17:10:11
Lohateny : Re : fanotaniana any vhv!!
marikoriko. tokony hataonareo pv any ity dinika ity. na hafenina tahakany tsy misy.

refa tsy mahatanty mivoaka ry salmo fa resa -bhv ny ato :lol:
13. booboo ( 05/12/2006 16:56)
hita koa :-D:-D:-D:-D
14. cutie ( 05/12/2006 16:57)
:-D:-D:-D:-D
15. cutie ( 05/12/2006 16:58)
tokony we hita wa raha @io njay :-D
16. kelly13 ( 05/12/2006 17:02)
hita wa :-D:-D
17. cutie ( 05/12/2006 17:04)
:-D:-D:-D
18. booboo ( 05/12/2006 17:04)
:-D:-D
19. cutie ( 05/12/2006 17:06)
eny wa:-D:-D:-D
20. kelly13 ( 05/12/2006 17:08)
fa tsy azoko alou hoe inn le marikoriko e? zvt normal io f'anga inn no lazaina fa marikoriko! tsssss

eny wa fa hita wa :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1781