fanotaniana any vhv!!

21. booboo ( 05/12/2006 17:08)
euh...:°) (tsy mahay zà) :-D:-D:-D:-D:-D
22. cutie ( 05/12/2006 17:09)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 05-12-2006 18:08:34
Lohateny : Re : fanotaniana any vhv!!
fa tsy azoko alou hoe inn le marikoriko e? zvt normal io f'anga inn no lazaina fa marikoriko! tsssss

hita koa
hita wa :-D
23. booboo ( 05/12/2006 17:12)
...wa ....:-D:-D
24. cutie ( 05/12/2006 17:13)
be wawawa i salmo:-D:-D:-D
25. booboo ( 05/12/2006 17:16)
hita wa..koa :-D:-D
26. cutie ( 05/12/2006 17:16)
:-D:-D:-D:-D
f'hita wa :-D:-D:-D
27. kitjo ( 05/12/2006 17:18)
normal be zany ra misy desequilibre hormonal...

mety mahatonga an'io ny resaka stress, havizanana, na etat spasmo...rehefa zavatra sendra miseho tampoka @fiainana ka manova toe-batana..
ny mifanohitra amin'io koa misy hoe 10j mahery regle foana na hoe mbola vo 15e d tonga njay!

fa araka le voalaza io ambony io koa oe irregulier dia manao traitement-na hormone mitsy zany!
28. jhouhlambout ( 05/12/2006 17:58)
29. pissoa ( 05/12/2006 18:08)
fa misy inn ... nandingana ngah ny regle an' jhouhlambout :roll:
30. cutie ( 05/12/2006 18:11)
:-D:-D:-D:-D
31. xxx ( 05/12/2006 18:27)
Marina ny tenin'kitjo. Za aza regulier ny cycle fa naheno vaovao ratsy avy any atrano fotsiny, dia taitra ary nalahelo be :cry: dia tsy tonga ny regle. Fa rehefa niverina ilay izy dia marikoriko araka ny tenin'i salmo satria nitobaka be :x:x:x
32. Papoose ( 05/12/2006 19:28)
amiko le izy ry ireto, ny effet ny manodidina miantraika @ toe-batana a!
33. booboo ( 05/12/2006 19:32)
ndraindray efa zay mihitsy ilay vhv...isaka ny 3 volana vao misy red red ...
34. cutie ( 05/12/2006 20:03)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 05-12-2006 20:32:00
Lohateny : Re : fanotaniana any vhv!!
ndraindray efa zay mihitsy ilay vhv...isaka ny 3 volana vao misy red red ...

Tena mbola tsy naheno an'io za:roll:
35. fasaly ( 05/12/2006 20:38)
Aino:

hono hoa kay, normal ve raha toaka mandingana 1 volana be izao ny regle? ny tiako lazaina hoe ao anatiny ray vola tsy tonga raha tsy ny volana manarak'iny indray!!


ny ahy zarako aza mandingana be otrzay le izy:°)


36. cutie ( 05/12/2006 20:45)
fasaly fa manin?:roll:
37. xxx ( 05/12/2006 22:43)
mangovitra za ra vo miteny amiko ny sipako we tara ny regle,kaykaykay, vola njay zay,mila manao fona ra vo tara d mande avy eo,mila domina kely hono
38. fasaly ( 05/12/2006 22:47)
cutie : kou manjeraka be lay maketaketa kou:x:-D


xxx: matoa mangovitra nanao ratsy , nanao raha tsy fanao:wink::^):{:{:{
39. cutie ( 05/12/2006 23:11)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 05-12-2006 23:47:30
Lohateny : Re : fanotaniana any vhv!!
cutie : kou manjeraka be lay maketaketa kou

:-D:-D:-D:-D
ka tsy aleo ve mandeha normal izy io?
40. ratonga ( 06/12/2006 00:34)
inn kay zany maketaketa:roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2307