fanotaniana any vhv!!
44. Aino
(
06/12/2006 13:15)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 05-12-2006 17:04:57ka le manotany andry mihintsy izao no tratra any izany ko!! dia tsy niraika aho satsia tsy nanao ninoninona ko inn no maha bevohoka sa anao tahaka any marie magdelene :-D
Lohateny : Re : fanotaniana any vhv!!
zany
raha za no tratran'ny zany tonga de matahotra we so de bevohoka
45. papounette
(
06/12/2006 14:01)
salmo:
marikoriko. tokony hataonareo pv any ity dinika ity. na hafenina tahakany tsy misy.
Fa innn no mamparikoriko anao ato?Tena tery saina be lery!=))=))=))
46. vale
(
06/12/2006 14:17)
salmo::lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, salmo,hihihi
marikoriko. tokony hataonareo pv any ity dinika ity. na hafenina tahakany tsy misy.
47. fasaly
(
06/12/2006 17:23)
ratojga, cutie: maketaketa = miforetsadretsaka petsapetsa mandomando , dikidiky:x:{
51. booboo
(
06/12/2006 17:54)
fasaly > zà koa tsy tia :{:{:{...marikoriko ouz salmo zay :-D:-D:-D:-D
kelly13 > hita wa :-D:-D
kelly13 > hita wa :-D:-D
52. kelly13
(
06/12/2006 18:23)
lolll, za tsy koriko satria anahako, raha an'ny hafa ngamba za mety ho kiriko!!! nefa zvt natoraly nge le izy e lolllll
53. fasaly
(
06/12/2006 19:35)
tena refa mitosaka be iny izy de manao bule bule zay refa mivoaka any an!:x:x:x maketaketa mangdidy mitsy aza grrrrrr:{
54. cutie
(
06/12/2006 21:16)
Mpandefa : Aino [ Valio ] 06-12-2006 14:15:28
Lohateny : Re : fanotaniana any vhv!!
Voalaza teo :
Mpandefa : cutie [ Valio ] 05-12-2006 17:04:57
Lohateny : Re : fanotaniana any vhv!!
zany
raha za no tratran'ny zany tonga de matahotra we so de bevohoka
ka le manotany andry mihintsy izao no tratra any izany ko!! dia tsy niraika aho satsia tsy nanao ninoninona ko inn no maha bevohoka sa anao tahaka any marie magdelene
tsy azoko tsara le lazain-jy ?? Iza no nanontany , njy sa le oul hafa ?
55. malalatinasoa
(
07/12/2006 03:16)
cutie> izy re no mantany zao a
aino> aiza taitra fotsiny ndry, fa mety aharary kely fotsiny ny manaraka avy eo.
aino> aiza taitra fotsiny ndry, fa mety aharary kely fotsiny ny manaraka avy eo.
56. Papoose
(
07/12/2006 06:19)
fasaly:
booboo: njy kou ngah tsy tia aketaketa:roll::roll::roll::-D:{
ka aleon'ny sasany norma le fadimbolana satria mety hoe raha mandeha isambolana io dia isambolana zany izy no mba manana chance ho mando2 fa raha tsy tonga raha tsy isaky ny 3 volana dia mety ho tena maina b le sipa angamba :-P:-D laingako ee hihihhii
58. bandykely
(
07/12/2006 13:00)
refa irrégulier otran'io ny règle dia maina le sipa.Tena sérieux io.
59. andry08
(
07/12/2006 13:11)
Maina ahoana? Tsy midika inona izany fa fa na ny sipa tsy nisy règle hatr@ izay niainany aza dia hitako nahazo zanaka fa aza miteniteny foana!
2 ny zanany ary tsy nisy fiantraika ny t@ fiainany fa nanantona dokotera dia izay!
2 ny zanany ary tsy nisy fiantraika ny t@ fiainany fa nanantona dokotera dia izay!
60. Aino
(
07/12/2006 15:23)
Mpandefa : malalatinasoa [ Valio ] 07-12-2006 04:16:01marary ? le mararirary kibo hireny ve? mbola tsy tratra mihintsy aloha hatr@ izao!!
Lohateny : Re : fanotaniana any vhv!!
aino> aiza taitra fotsiny ndry, fa mety aharary kely fotsiny ny manaraka avy eo.
cutie izaho anky no nanotany fa maika be aho t@ io dia tsy haiko tsony ny nanazava azy tsara ah!!
