mosolé bakoma le rasta

1. poupa ( 05/12/2006 22:17)
mba mitady an'io tonon-kira io e! efa ela ihany bakoma sy bodo
répondu par boubounezy le 06/12/2006 00:39
2. lemenakely ( 05/12/2006 22:44)
poupa:

mba mitady an'io tonon-kira io e! efa ela ihany bakoma sy bodo



efa nangatahan'i FASALY izy io fa asa raha nisy nanome azy ny tonony anontanio izy
3. boubounezy ( 06/12/2006 00:39)
za no nangata io fa tsy nisy nanomé fa sô dé flou ary lé masonao ry menakely:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1013