Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
gasmlay ( 06/12/2006 16:39)
tsetsa tsy aritra!
hono hoa ry zareo? mba in kay ny filaza ny kambo tenda (le aretina) am teny frantsay?:... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2006 16:52
Bocassa ( 06/12/2006 15:42)
Vaovao farany: misy 2è tour!!!
Salama jiaby tompoko. Manantena aho fa efa maika ianareo hahafantatra ny valim-pifidianana natao tany Inde tamin'ny alatsinainy 04 déc 2006 teo. Nifidy izay ho filohany mantsy ny fikambanana OESC m... tohiny
novalian'i Penhell ny 09/12/2006 10:27
lagoon ( 06/12/2006 15:20)
Tsy menatra akory ry Herizo
Un extrait: Bureau de vote n°:320426005 District:VANGAINDRANO Commune:VANGAINDRANO Fokontany:Betoafo Lieu:EPP Betoafo Suffrage exprimé:177 Ravalo:24 Herizo:202 Date:2006-12-04 Heure: 16:... tohiny
patrick2002 ( 06/12/2006 15:06)
Ny fahasambarantsika lehilahy
Ny fiainantsika dia misy tanjona izany tanjona izany ,dia [b]fahasambarana[/b] Tsy mitovy anefa ny fahasambarana ho an'i olona tsirairay ,ary ho eo @ [b]vehivavy sy ny lehilahy[/b] manokana Saika h... tohiny
Fiffi ( 06/12/2006 14:38)
Résultats des élections (Publiés le 05/11/2006 À 18h32)
[b]MADAGASIKARA Inscrits : 2 935 813 Votants : 1 788 895 Blancs et nuls : 37 366 Suffrages exprimés : 1 751 529 Participation : 60,93 Nombre Bv : 17 581 Enregistrement : 4 ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:08
hery ( 06/12/2006 13:51)
Klip gasy
Sendra hitako teny fa sao mahaliana [url]http://klipgasy.blogspot.com[/url]... tohiny
novalian'i kitjo ny 16/12/2006 17:37
ronaldo09 ( 06/12/2006 13:07)
Tribune:gazety manindrahindra ny adim-poko
Ny tenako aloha dia tohina tanteraka namaky ny gazety madagascar tribune nivoaka ny 05 decembre 2006 momba ny hoe Toliara:La victoire du vote ethnique ,amiko amy maha-zanaky ny faritany Toliara ahy ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:11
ronaldo09 ( 06/12/2006 13:03)
Tribune:gazety manindrahindra ny adim-poko
Ny tenako aloha dia tohina tanteraka namaky ny gazety madagascar tribune nivoaka ny 05 decembre 2006 momba ny hoe Toliara:La victoire du vote ethnique ,amiko amy maha-zanaky ny faritany Toliara ahy ... tohiny
novalian'i rabejo ny 11/12/2006 12:24
bazylou ( 06/12/2006 13:01)
reveko ity
sady reveko sy nataoko ny acitiviteny http://www.zob-madagascar.org/index.php... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/12/2006 00:35
bengy ( 06/12/2006 12:45)
haody ry analamangako
raha mba misy manana tononkira haody ry analamangako ... tohiny
salmo ( 06/12/2006 12:38)
Ny lehilahy sy ny vehivavy
[b]Aminao![/b] [b]I-) ¿Iza no tena mpandany vola kokoa?[/b] a)- Ny lehilahy b)- Ny vehivavy c)- Mitovy [b]II-) ¿Iza no tena kivy sy kizitina @ paoziny sy ny fitafiany raha tsy lamaody... tohiny
novalian'i HESHA ny 20/02/2007 08:15
bilakarenjy ( 06/12/2006 12:05)
rivodrivotr'Ankadilalana e!
http://video.google.fr/videoplay?docid=2923286728482291353fa fa tsy hay na manitra na maimbo aloha e! ... tohiny
bazylou ( 06/12/2006 11:44)
o ry zareo e!
ity ny fanontaniako manaraka!! "" serons nous sur le point de faire un deuxieme deba ??"" "" eto ampamolavolana deba faharoa ve isika ?""... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:44
lemenakely ( 06/12/2006 11:43)
DR JB s'effondre à MARSEILLE!....
Araka ny vaovao mari-pototra dia lavo tampoka teo ampihiràna ny mpihira malàza avy ao ANTSIRANANA DR JB ,raha nanao fampisehoana tao MARSEILLE.AVC na fahatapahana lalan-drà no nahazo azy .HARERAHAN... tohiny
novalian'i vegas ny 07/12/2006 10:23
pishou ( 06/12/2006 10:42)
mitety onja AMAF
mba mangataka ny tonon'io hira io ze manana ô merci... tohiny
novalian'i cutie ny 06/12/2006 20:52
ratonga ( 06/12/2006 09:56)
Fabienne Pompey
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3232,36-841166,0.html?xtor=RSS-3210... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:19
totofy ( 06/12/2006 09:35)
sivy amby enina !
nisy madama izay hono tena tia tanora izy io , indray andro niaraka tamin' ny boykely izay izy... ka ranamana mbola mila hampianarina ! - madama : handao enao ampianariko sivy amby enina (69). - boy... tohiny
novalian'i kala ny 14/12/2006 11:58
xxx ( 06/12/2006 08:52)
Lay Gazety 6/12
Trafic de bois de rose: Des dizaines de milliards en jeu En dépit des mesures annoncées par l’Etat, les magouilles relatives au bois de rose continuent. A Toamasina notamment, des opérateur... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/12/2006 12:20
niryna ( 06/12/2006 07:03)
Mamaly vavaka ve Andriamanitra.Mijoro vavolombelona
Maro ireo naman-tsika miroaroa ny sainy rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vava.Mba afaka ny hijoro ho vavolombelona ve ianao fa mamaly vavaka Atra? Na taminao izany,na namana na olom-pantatra? Tant... tohiny
novalian'i prime ny 03/01/2007 10:37
DotMG ( 06/12/2006 06:02)
KI-Faminaniana
57,24% Ravalomanana? ([url=http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m45712b517ff43]FAMINANIANA TOHINY[/url]). Mahafinaritra izany maminany izany, indrindra raha marina io! Aleo koa ny b... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7955