Vaovao farany: misy 2è tour!!!

1. Bocassa ( 06/12/2006 15:42)
Salama jiaby tompoko.
Manantena aho fa efa maika ianareo hahafantatra ny valim-pifidianana natao tany Inde tamin'ny alatsinainy 04 déc 2006 teo. Nifidy izay ho filohany mantsy ny fikambanana OESC mpanao fanafody any Inde Voalaza araka izany fa tsy maintsy hisy ny 2è tour izay hatao amin'ny sabotsy 09 déc 2006 ho avy izao. Eo am-piandrasana ny valiny isika zao.
Bocassa, mpampiesona
novalian'i Penhell ny 09/12/2006 10:27
2. rakotoyvon ( 06/12/2006 15:53)
manao fisainana mimi b
3. xxx ( 06/12/2006 15:59)
8O8O,fangah 2é tour iany fa mbola misy 3é tour io!!
4. Bocassa ( 06/12/2006 16:00)
Aza mivonto fo e!
5. miantsa2 ( 06/12/2006 16:53)
de mahaiza mionona ary e!
fa na 4è tour ary tsy maninona
6. kitjo ( 06/12/2006 19:43)
hahhaha

merci bocassa...mahafinaritra le humeur kely fa nihetsika dol ny hozatry ny gasy kanefa any Inde kay le izy...hihiihhi

:-D:-D:-D
7. xxx ( 06/12/2006 21:35)
Ity indray le cannibale, badaboks sisa mbola tsy niverina
8. kiali ( 06/12/2006 22:09)
milay baina an!
9. fijo ( 06/12/2006 22:15)
saotra letsy nampanofy ny sasany an
10. ninonati ( 06/12/2006 22:31)
merci fa tena niesona daholo ny be vavorona rehetra errrrrrrrrrrrrrr:-D:-D:-D:-D:-D
11. fijo ( 06/12/2006 23:41)
matory izao e
12. onjah ( 07/12/2006 10:01)
Milay e. :-D :-D
13. fijo ( 07/12/2006 22:07)
izay no mety ka.mifalia fa samy mbola eto e
14. Penhell ( 09/12/2006 10:27)
Dia tsy maintsy misy olona mananihany ohatr'itony ve @ 'ty tany 'ty e!Misy mahatsara azy aloha hanalana hamohamo fa @ zavatra hafa sao d manapaka lalan-drà an!Misaotra ry Bocassa ô!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0489