o ry zareo e!

1. bazylou ( 06/12/2006 11:44)
ity ny fanontaniako manaraka!!

"" serons nous sur le point de faire un deuxieme deba ??""

"" eto ampamolavolana deba faharoa ve isika ?""
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:44
2. zandrypte ( 06/12/2006 12:56)
pire que deba en plus c un bado
3. salmo ( 06/12/2006 13:01)
Tokony ho teny gasy, satria gasy daholo no eto:-P
4. bazylou ( 06/12/2006 13:01)
ka efa misy ilay teny gasy anie io e:
5. ronaldo09 ( 06/12/2006 13:39)
Tsy mahay mamaky leiry no tena marina.
Raha tsy misy ny deuxieme tour de vonona ny hisian'ny deba faharoa ny tenanay ary aleo mihitsy tena deba matanjaka no hipoitra eo
6. Lejim ( 06/12/2006 13:51)
sao dia ilay deba-kelinay avy any tamatave no teneninareo. :-D
7. rakotoyvon ( 06/12/2006 15:59)
ilay hanao vanzansa hono raha lany eo izy:lol:
8. xxx ( 06/12/2006 16:06)
8O8O;mety deba kely any tamatave miits no manao deba zao!!
9. baroho ( 06/12/2006 17:54)
deba kely tsy mahavita inona io akory! te hanaraka an`i tonton izy anefa tsy tonga eny @ kitrokeliny akory fako ao am tananany ary tsy vitany ny manala azy
10. baroho ( 06/12/2006 17:55)
lasa daba-pako be madagascar rah io no lany eo! tena marin`eh
11. madera2 ( 06/12/2006 18:34)
tsy misy ho lazaina
12. fijo ( 06/12/2006 22:27)
jereo tsara kosa ry zalahy,fa raha jerena ny tanora rehetra ao amin'ny politika,dia roland no hany tanora mba ita sy tsapa fa manana ny lanjany.ry ny hasina sy monja ary ry pety dia tena tsy misy hilavana azy na dia ny kely akoryaza.za tsy mifidy roland ratsiraka,fa raha io fiaingany io,dia hajaiko tanteraka ny zavatra nataony.
13. baroho ( 06/12/2006 22:56)
fijo:

jereo tsara kosa ry zalahy,fa raha jerena ny tanora rehetra ao amin'ny politika,dia roland no hany tanora mba ita sy tsapa fa manana ny lanjany.ry ny hasina sy monja ary ry pety dia tena tsy misy hilavana azy na dia ny kely akoryaza.za tsy mifidy roland ratsiraka,fa raha io fiaingany io,dia hajaiko tanteraka ny zavatra nataony.



zao kosa anefa no teneniko rah izy no lany eo an! de tsy maintsy miverina aty i Ratsiraka didier ary @ zay de tena ho sarotra be satria tsy maintsy tonga eo @ pouvoir ndray izy
mety mahafinaritra noho ny hafa i roland fa na dia izany ary an! aleo hilamina
14. fijo ( 06/12/2006 23:44)
ie eko mihintsy izany lazainao izany,saingy mijery ny fomba sy ny zavatra natao fotsinyaho eto ka.za tsy hifidy azy akory.
15. bazylou ( 07/12/2006 21:45)
Ny tiako ho lazaina anie ry zareo dia hoe:: eto ampamolavolana deba vaovao ve isika izao?? toa tsy nisy programa ireo 14 kandida na ny 1 aza fa ny fitohizana hatrany noventesiny!! ny eo ihany izany no tohizana dia hankaiza ary izany ny tena haleha ??
Tsy hoe lalana foana no ilain'ny firenena handroso.. aiza ny sosialy sy ny hanina hohanina isan'andro!! ny trosan'ny Madagasikara mitombo ihany!!
16. fijo ( 07/12/2006 22:19)
bazy ,samy miandry aloha isika,fa raha toa ka tsy misy fiovana ny sosialy,dia hiova kosa ny safidy ka.minoa ahy.
ny olona anie izao aloha mamela e,satria 5 taona tsy ahavitana zavatra loatra,fa raha folo kosa no tsy hisy fiovana,dia miova amin'izay.
17. bazylou ( 07/12/2006 22:28)
ie; dia samy miandry izay higadonany eto isika !! fa raha izaoaloha dia ho faty ho azy eo ilay gasy..
Ary sao dia mba ny mandat prezidansialy ary no tokony ovaina ho 10 taona satria any vao voatsaran'ny vahoaka ny mpitondra e??
18. fijo ( 07/12/2006 22:34)
za kosa aloha momba ny 5 taona indroa e.raha avy dia folo taona tokana tsy mety.
19. bazylou ( 07/12/2006 22:37)
ka inona no mahasamyhafa ny 5x2 sy nytonga dia hoe 10 taona ranio ray ??
20. fijo ( 07/12/2006 22:44)
tsy mitovy ireo.raha 5 taona indroa,ka ita fa mibaribary fa manao folaitra be le mpitondra ,avydia mora ny manala azy afaka 5 taona."fifidianana io"fa raha 10 taona,hiandry izay ve vao hanalana azy???mety efa be loatra ny simba
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0476