sivy amby enina !

1. totofy ( 06/12/2006 09:35)
nisy madama izay hono tena tia tanora izy io , indray andro niaraka tamin' ny boykely izay izy... ka ranamana mbola mila hampianarina !
- madama : handao enao ampianariko sivy amby enina (69).
- boykely : :?:, eny ary é !
- madama : izao avy no ataonao (natorony teo daholo ny position sy ny rehetra)
dia nanomboka ny débat ........
Tampoka teo , pppsstt (nanao " pet" ilay madama ),
taitra boykely nahifiny ny lohany .
- madama : ao re é ! accident iny !
niverina indray nanomboka ny débat .....
Tampoka teo , pppsstt (nanao " pet" indray ilay madama ).
teo taitra i boykely ,ary niteny izy :
- boykely : izao tsy hanao intsony izaho ve tadiavinao hiharitra foana mbola misy 67.
novalian'i kala ny 14/12/2006 11:58
2. pissoa ( 06/12/2006 09:52)
tsy azo 8O
3. lapino ( 06/12/2006 09:55)
fa inona izany manao " pet" ?
4. booboo ( 06/12/2006 10:00)
:-D:-D:-D:-D
5. kelly13 ( 06/12/2006 10:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
6. totofy ( 06/12/2006 11:32)
fa inona izany manao " pet" ?


lapino > tsy ilay any fianar..... kah !=))=))
7. kelly13 ( 06/12/2006 12:26)
totofy>enao tokou mbola hananako demande d'explications a!!!! somary mivôna (com d'hab) indray za fa azafady oooo!!!!! :-D
8. tslem ( 06/12/2006 12:38)
tena pet... nanepotra b mitsy ngamb lé izy :-D:-D
9. andry08 ( 06/12/2006 12:47)
lapono: mamoaka rivotra
10. andry08 ( 06/12/2006 12:49)
lapino (azafady fa nandiso psn'olona)
11. aigredoux ( 06/12/2006 12:54)
Tsoa-kevitra: tandremo ny sivy amby enina fa mampandefa rivotra :P 8)
12. pissoa ( 06/12/2006 13:02)

lapino: mamoaka rivotra

:x:-D:-D:-D
13. simplex ( 06/12/2006 13:07)
nga madama i lap :°):-D:-D
14. booboo ( 06/12/2006 13:36)
:-D:-D:-D:-D
15. totofy ( 06/12/2006 13:38)
nga madama i lap

=))=))=))=))
16. andry08 ( 06/12/2006 14:13)
ka i lapino nanontany hoe inona izany fa tsy hoe izy no namoaka rivotra rey olona an!
17. kala ( 06/12/2006 14:15)
aigredoux:

Tsoa-kevitra: tandremo ny sivy amby enina fa mampandefa rivotra :P 8)


marani-tsaina =D =D =D =D =D

zà ndray tsy mahay manisa fa mijanona eo amin'ny valo amby enina dia kofina =))=))=))=))

18. pissoa ( 06/12/2006 14:28)
andry08:

ka i lapino nanontany hoe inona izany fa tsy hoe izy no namoaka rivotra rey olona an!

hay ve e ... :-P:-D


:-D:-D:-D:-D:-D


19. xxx ( 06/12/2006 15:58)
20. totofy ( 06/12/2006 16:41)
zà ndray tsy mahay manisa fa mijanona eo amin'ny valo amby enina dia kofina


Kala > inn ny mahakofina kay ????:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1207