sivy amby enina !

21. totofy ( 06/12/2006 16:46)
zà ndray tsy mahay manisa fa mijanona eo amin'ny valo amby enina dia kofina


Kala > inn ny mahakofina kay ????:-w:-w:-w
22. Bakobako2 ( 06/12/2006 19:47)
tsy araka tsony oe inn le debat ?:-D :-D :-D
23. totofy ( 06/12/2006 20:18)
totofy>enao tokou mbola hananako demande d'explications a


kelly13 > resaka antsika manokana zany fa ngah azo lazaina ....resaka ambadika (resaka derrière :wink:)=))=))=))=))=))=))
24. aigredoux ( 07/12/2006 09:16)
kala:

aigredoux:

Tsoa-kevitra: tandremo ny sivy amby enina fa mampandefa rivotra :P 8)


marani-tsaina =D =D =D =D =D

zà ndray tsy mahay manisa fa mijanona eo amin'ny valo amby enina dia kofina =))=))=))=))





tsy de oe marani-tsaina fa mazava be le izy ko, hihihi:D
25. kelly13 ( 07/12/2006 10:46)
totofy>ie, fa tsy hitako tsony le mailakanao fa anorato njay za fa hikredy anao kely, hahahahaha

aigredoux>kofon'ny rivotra v??? hihihi
26. totofy ( 07/12/2006 11:47)
kelly13 > ^:^^:^^:^^:^^:^(l)(l)(l)(l):wink:
27. aigredoux ( 08/12/2006 11:09)
kelly13:

totofy>ie, fa tsy hitako tsony le mailakanao fa anorato njay za fa hikredy anao kely, hahahahaha

aigredoux>kofon'ny rivotra v??? hihihi



Aleo misoroka toy zay mitsabo, hihihi :D :P
28. lapino ( 09/12/2006 01:31)
simplex:
nga madama i lap :°):-D:-D
Ny madama ihany moa izany no mpamoaka rivotra ... misy echappement spesial izany le ! :-D:-D:-D


29. andry08 ( 09/12/2006 22:10)
=))=))
30. kala ( 11/12/2006 14:28)
totofy:

zà ndray tsy mahay manisa fa mijanona eo amin'ny valo amby enina dia kofina


Kala > inn ny mahakofina kay ????:-w:-w:-w


tsy haiko tsony! marina ê! na le manisa no tsy haiko tsony fa efa mihaantitra na le hetotra no manempotra
:-* :-* :-*

31. totofy ( 14/12/2006 11:53)
Ny madama ihany moa izany no mpamoaka rivotra ... misy echappement spesial izany le !

lapino > io no atao hoe DOUBLE ECHAPPEMENT :wink: matanjaka a! V12 8) klé !
tsy haiko tsony! marina ê! na le manisa no tsy haiko tsony fa efa mihaantitra na le hetotra no manempotra


kala > fa inn zany : hetotra no manempotra : pollution ve ? mila hasiana contrôle klé :-D:-D

32. kala ( 14/12/2006 11:58)
totofy > :roll::roll::roll:

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0859