Klip gasy

1. hery ( 06/12/2006 13:51)
Sendra hitako teny fa sao mahaliana http://klipgasy.blogspot.com
novalian'i kitjo ny 16/12/2006 17:37
2. Fiffi ( 06/12/2006 14:56)
hummmm......misaotra anao ry Hery an ! :)
3. vale ( 06/12/2006 15:24)
Misaotra Hery ah! :P; gasy, ka manja hoĆ  eh!=D:D
4. hery ( 06/12/2006 15:47)
5. vale ( 06/12/2006 16:43)
:D, vao avy nijery zah io ,=D=D=D=D be!!
6. hery ( 06/12/2006 17:04)
Zah mampita fotsiny fa ny mpikarakara rehetra no omena =D
Milay ee
7. vale ( 06/12/2006 17:40)
8. cutie ( 06/12/2006 21:25)
=D=D=D=D=D
9. sariaka ( 06/12/2006 22:45)
:):}:}=D=D=D
10. xxx ( 07/12/2006 10:26)
Minimum clip 5 isanandro
11. xxx ( 13/12/2006 15:15)
Ary mba ampitampitao eeeeee
12. vegas ( 15/12/2006 17:46)
Tsara ilay blog. Fa ny foibe misy ireo clip ireo no tsara tonga de idirana.
Soraty eo amin'ny recherche ny hoe: gasy madagascar
www.dailymotion.com
13. cutie ( 15/12/2006 22:32)
efa mijery za zao :lol:
14. cutie ( 15/12/2006 23:17)
jereo ange le video "les betisiers de pazzapa" fa tapaka ny tsinaiko =))=))=))=))
15. malalatinasoa ( 16/12/2006 00:19)
:-D:-D mampime be, t@ pazzapa talou io.
Ny version 2006 koa mbola 10fois mampime fa tsy hay hoe aiza no ahitana azy.
16. cutie ( 16/12/2006 00:19)
zany =))=))=))=))=))
17. kitjo ( 16/12/2006 17:37)
ity ko efa nomeko taloha teto ihany fa averina fts

http://www.klipgasy.com/

tsy haiko io nomen'i hery io raha na'i Nicolas ilay manao an'ny klipgasy ihany fa saingy blog fts!

Mahafinaritra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1632