Fabienne Pompey

1. ratonga ( 06/12/2006 09:56)
http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3232,36-841166,0.html?xtor=RSS-3210
novalian'i fijo ny 07/12/2006 22:19
2. fijo ( 06/12/2006 22:31)
misy marina daholo izany ka,fa isika gasy mba ahoan ano fahitantsika azy?
3. ratonga ( 06/12/2006 22:59)
tsy mba efa nisy fandrosona kosa ary vé t@ izay 5 taona zay, ngà kosa moramora ny manarina ny simba tao anatin'ny 25 ans,ny mpanohitra an dra8 tô bé félounana fosiny sy mitady seza no betsaka:D
4. fijo ( 06/12/2006 23:45)
ratonga,raha mahatsapa izany isika rehetra ,dia iroso mora any amin'ny fivoarana
5. ratonga ( 07/12/2006 01:11)
enga anié:lol:
6. fijo ( 07/12/2006 22:19)
izay no antenaina ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.072