tsetsa tsy aritra!

1. gasmlay ( 06/12/2006 16:39)
hono hoa ry zareo? mba in kay ny filaza ny kambo tenda (le aretina) am teny frantsay?:
novalian'i xxx ny 13/12/2006 16:52
2. Fiffi ( 06/12/2006 18:27)
amygdale ? http://www.vulgaris-medical.com/encyclopedie/amygdale-386.html
3. gasmlay ( 06/12/2006 18:43)
misaotra betsaka anao!
4. Fiffi ( 07/12/2006 18:06)
sao de diso zah ? aleo aloha ny mpitsabo hanamarina azy...
5. fijo ( 07/12/2006 23:32)
izay ka,fa misy koa ny kambo nentindrazana.hafa io an
6. watafon ( 09/12/2006 12:15)
fiffi : hihihi! mci akia an !:-*:-*
7. dailynews ( 12/12/2006 18:19)
ary @ teny anglisy tokotrany?
8. xxx ( 13/12/2006 16:52)
tonsil
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3059