Tsy menatra akory ry Herizo

1. lagoon ( 06/12/2006 15:20)
Un extrait:

Bureau de vote n°:320426005
District:VANGAINDRANO
Commune:VANGAINDRANO
Fokontany:Betoafo
Lieu:EPP Betoafo
Suffrage exprimé:177
Ravalo:24
Herizo:202
Date:2006-12-04
Heure: 16:43:18

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
2. Lejim ( 06/12/2006 15:22)
Tsy azoko.
Mba mizesta izay mba nahazoany kely izy dia inona ny olana! President fokotany betoafo izany herizo koh! :-P
3. lagoon ( 06/12/2006 15:26)
Ny tiako ho tenina ange dia tsy menatra mangalatra e.aiza ve ka dia mihoatra be mihintsy ny vato azony nefa ny mpifidy aza 177 fts.
Congratulations izany ny Leader Fanilo kle!!
4. xxx ( 06/12/2006 15:39)
aleo kou izy no lany toy zay ra;-);mbola oesorina lery daolo mpivarotra sy trano amorodalana vao gaga!8O:{8O8O
5. Lejim ( 06/12/2006 15:44)
lol, ok, hitako amin'izay! :-D
6. Lejim ( 06/12/2006 15:48)
Mba te-hampakatra ny vatony izy ka tsy mahagaga e! lol
7. rakotoyvon ( 06/12/2006 15:51)
ambositra niaviany aza tsy mirevy azy e e dia mba tsara ve izany e e e ? aiza ilay hoe ataoko minisitry ny travaux p. io ra za no lany eo e e . aza be vava houaa fa tsy mamely e e e be resaka ohatry ny ambositra nefa tsy ao mihitsy e e e zay ampitomboana ny isan'ny orinasa aloha atao oua fa tsy mivarotra foana e e e
8. baroho ( 06/12/2006 17:42)
lagoon:

Un extrait:

Bureau de vote n°:320426005
District:VANGAINDRANO
Commune:VANGAINDRANO
Fokontany:Betoafo
Lieu:EPP Betoafo
Suffrage exprimé:177
Ravalo:24
Herizo:202
Date:2006-12-04
Heure: 16:43:18

:-D:-D:-D:-D:-D:-D



:lol::lol::-D:-D:-D:-D
9. lagoon ( 06/12/2006 18:32)
et ca continue!!

Bureau de vote..:220208002
District........:ANTALAHA
Commune.........:ANTALAHA
Fokotany........:AMBATOMITRAKA
Lieu............:EPP AMBATOMITRAKA
Suffrage exprimé:1095
Ravalo..........:507
Herizo..........:923
10. revit ( 06/12/2006 18:56)
fa aiza no ahitanareo an'izany e
11. simplex ( 06/12/2006 19:05)
12. simplex ( 06/12/2006 19:07)
tonga de lasa le izy,

io ngambany mety hoe tandrevak'ilay mpandefa ary havendranan'le mpandray :°)

Tsy d azo antenaina loatra :-D:-D
13. fijo ( 06/12/2006 22:17)
de hitaraina lery avy eo,fa nangalabato ravalo.izay no tena loza anie e
14. dongadonga ( 09/12/2006 13:37)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0614