haody ry analamangako

1. bengy ( 06/12/2006 12:45)
raha mba misy manana tononkira haody ry analamangako
répondu par ari.malala le 06/12/2006 13:08
2. ari.malala ( 06/12/2006 13:08)
haody ry Analamangako
ry Iarivoko ry Merina
Indreto izaho sy ny lokangako
fa samy mbola tafaverina
ny lokanga namborahiko
ny toloko sy fisaonana
no mbola (3x) raisiko angatahiko iarahabana ity fihaonana
fantatrao izay nifandaozana
sanatria tsy fifandirana
fa nitady fanavaozana no niniako nandosirana
taminao no nitarainako
ny toloko sy ny ngidiny
resy tosika ny fiainako
ka nandao nandao anao tsy fidiny
haody haody re hidirako
ry akany niantombohana
raisonao (3x) ny tononkirako mba ho solom-panorohana

Mihirà finaritra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0545