Ny lehilahy sy ny vehivavy

1. salmo ( 06/12/2006 12:38)
Aminao!

I-) ¿Iza no tena mpandany vola kokoa?

a)- Ny lehilahy

b)- Ny vehivavy

c)- Mitovy

II-) ¿Iza no tena kivy sy kizitina @ paoziny sy ny fitafiany raha tsy lamaody? (fa raha tsy zany tsy mahavita mivoaka ny trano).

a)- Ny lehilahy

b)- Ny vehivavy

c)- Mitovy

II-) ¿De iza zany no manana fitondran-tena tsaratsara kokoa?

a)- Ny lehilahy

b)- Ny vehivavy

c)- Mitovy

novalian'i HESHA ny 20/02/2007 08:15
2. pissoa ( 06/12/2006 15:37)
1 - mitovy
2 - mitovy
3 - mitovy

:lol:
3. kally ( 06/12/2006 16:09)
I- 1.Izaho izao, saingy ny azoko ihany no laniako!!!

II- Lamaody ve dia atao hahakivy sy hahakizintina amin'ity fiainana efa fohy ity?

III- Samy mpanota, samy manana ny rariny, samy mety diso ihany koa satria tsy misy anjely ety an-tany!!
4. chipie1 ( 07/12/2006 09:38)
fa inona kaika no hatao toekarena ry salmo :?:
5. melody ( 07/12/2006 12:38)
eny hoa!:idea:
6. sitlo ( 10/12/2006 01:24)
1- vehivavy

2- vehivavy

3- lehilahy

lehilahy leitsy ka lehilahy ihany e e
lehilahy leitsy ka lehilahy ihany a a
7. HESHA ( 20/02/2007 08:15)
1 - vehivavy
2 - lehilahy
3 - vehivavy
taiza no nisy lehilahy tsara fitondrantena :lol::lol::lol:
izy ary vao mahita zipo fohy dia tsy maintsy hoe miherika na dia ireo milaza fa maotina indrindra aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1527