Araka ny vaovao mari-pototra dia lavo tampoka teo ampihiràna ny mpihira malàza avy ao ANTSIRANANA DR JB ,raha nanao fampisehoana tao MARSEILLE.AVC na fahatapahana lalan-drà no nahazo azy .HARERAHANA ve sa inona ?
Adiny iray taorian'ny fampisehoana io fahalavoana tampoka io .Efa notsaboina any @ hôpitaly ny lehilahy !
Indray mandeha moa aho no nanatrika ny fampisehoana izay ataon 'ity mpanakanto ity fa adiny 6 tsy ankijanona GIDRAGIDRA be sy MIHETSIKETSIKA ary vetivety dia naraina ny andro .