DR JB s'effondre à MARSEILLE!....

1. lemenakely ( 06/12/2006 11:43)
Araka ny vaovao mari-pototra dia lavo tampoka teo ampihiràna ny mpihira malàza avy ao ANTSIRANANA DR JB ,raha nanao fampisehoana tao MARSEILLE.AVC na fahatapahana lalan-drà no nahazo azy .HARERAHANA ve sa inona ?

Adiny iray taorian'ny fampisehoana io fahalavoana tampoka io .Efa notsaboina any @ hôpitaly ny lehilahy !

Indray mandeha moa aho no nanatrika ny fampisehoana izay ataon 'ity mpanakanto ity fa adiny 6 tsy ankijanona GIDRAGIDRA be sy MIHETSIKETSIKA ary vetivety dia naraina ny andro .
novalian'i vegas ny 07/12/2006 10:23
2. Papoose ( 06/12/2006 17:30)
fa inona moa le gadona fehezin'izy io?sao de mba misy clip-ny @ net mba hijerena an'izany olona zany oh!
3. vegas ( 07/12/2006 10:23)
Papoose> Dia omena anao zany ny lien misy ny clip-ny.
http://www.dailymotion.com/visited/search/gasy%20jb/video/xne40_docteur-jb-tsisy-credit
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488