Réveillon gasy eto Suisse :?:

1. daddi ( 06/12/2006 01:56)
Mitady vaovao : sao dia misy mahafantatra ianareo raha misy réveillon gasy eto Suisse ? misaotra indrindra mialoha.:)
novalian'i daddi ny 19/12/2006 00:46
2. Fiffi ( 06/12/2006 06:50)
toa tsy de naheno zah t@ ity fa andraso aloha hikaroka...:)
3. daddi ( 07/12/2006 02:32)
misaotra indrindra e :wink:
4. Fiffi ( 07/12/2006 06:56)
tena mbola tsy nahita aho hatram'zao aloha an ! :(
5. daddi ( 08/12/2006 02:22)
ohhhhhhh
dia tena tsy misy izany ve ?
:x :(
6. daddi ( 08/12/2006 02:24)
zah koa mikaroka mafy fa tsy mamokatra e !^^
7. boubounezy ( 09/12/2006 23:54)
dômmage ny tena tsy mipetraka any e!:wink:
mazotou e! dé mazou fafinaretana dôly e!:-*:-*:-*
8. daddi ( 11/12/2006 03:35)
dia mbola mikaroka foana e ! tsy mamokatra !:?
9. tywa68 ( 14/12/2006 11:53)
daddi > Mandehàna ville hafa zany koa (zay akaiky anareo eo @ frontière eo ê)
10. daddi ( 19/12/2006 00:46)
:idea: Aiza zany akaiky anay zany ?
mba lazalazao ihany e !
dia inona ny progr ?:D
misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.583