Réveillon gasy eto Suisse :?:
![](https://avatar.serasera.org/b148cbbe8648ac9de18cb04ae894243f.jpg)
1. daddi
(
06/12/2006 01:56)
Mitady vaovao : sao dia misy mahafantatra ianareo raha misy réveillon gasy eto Suisse ? misaotra indrindra mialoha.:)
novalian'i daddi ny 19/12/2006 00:46
![](https://avatar.serasera.org/4f648d9fa79137ff057c56b2dae9d8ed.jpg)
7. boubounezy
(
09/12/2006 23:54)
dômmage ny tena tsy mipetraka any e!:wink:
mazotou e! dé mazou fafinaretana dôly e!:-*:-*:-*
mazotou e! dé mazou fafinaretana dôly e!:-*:-*:-*
![](https://avatar.serasera.org/0afae44a9b563ff8a1ef95d232c8a1b0.jpg)
9. tywa68
(
14/12/2006 11:53)
daddi > Mandehàna ville hafa zany koa (zay akaiky anareo eo @ frontière eo ê)
![](https://avatar.serasera.org/b148cbbe8648ac9de18cb04ae894243f.jpg)
10. daddi
(
19/12/2006 00:46)
:idea: Aiza zany akaiky anay zany ?
mba lazalazao ihany e !
dia inona ny progr ?:D
misaotra e
mba lazalazao ihany e !
dia inona ny progr ?:D
misaotra e