mangataka hira

1. ipiso ( 05/12/2006 18:03)
Mba anoraty ny tonon'ilay fitiavana mifoha iny re ho an'izay manana azafady e!Ilay slow indoneziana nogasiana iny.Dia efa misaotra sahady e!
répondu par Papoose le 05/12/2006 18:37
2. Papoose ( 05/12/2006 18:20)
hira ahoana ndray zany? zah koa mba mitady an'izany fa tsy manana oh nefa mba te hanana :)
3. cutie ( 05/12/2006 18:28)
ohtran'ny interessant zany :lol:
4. Papoose ( 05/12/2006 18:37)
ipiso:

Mba anoraty ny tonon'ilay fitiavana mifoha iny re ho an'izay manana azafady e!Ilay slow indoneziana nogasiana iny.Dia efa misaotra sahady e!



"fitiavana mifoha" v moa zany title an'ilay hira sa inona marina e? sao de mba mety googlena dia iza le mpihira oh:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622