Ny propagandy teto amin'ny serasera

1. lapino ( 05/12/2006 17:30)
Ny propagandy teto amin'ny serasera rehefa jerena dia tsy nisy afa-tsy Ravalomanana, ary ny mpanohitra no tena nafana fo indrindra. Asa ny propagandy tany amin'ny isam-paritra tany, fa raha ohatra an'izay daholo dia tsy dia mahagaga loatra ny valim-pifidianana hita hatreo.

Ilay izy manko toa tsy mba misy mihitsy hoe fidio i X na i Y, aiza moa ny sasany no hisy hifidy azy ?
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:35
2. jhouhlambout ( 05/12/2006 18:13)
3. kitjo ( 05/12/2006 18:52)
tena marina io satria aviavy be dol ny mpanohitra teo kanefa tsy nisy kandida natolotra

nisy namako zay nandefa hafatra taty ny harivan'ny fifidianana fa izy tsy manoratra @ lohahevitra politika mitsy fa mamaky nddray,..tsy interesse hono!

nandeha nifidy dol hn ny olona tao antrano ka mba nandeha izy oe manaraka fts, refa tonga teo d oe "tsy reveko ravalo nefa iza ary zany e? toa tsy fantatro dol le sasany ze cotes positifs aminy fa aleo iafiana @ ra8 iany e!"

d nifidy an ra8 tsy fidiny hono izy!

mahatsikaiky:!:
4. Fiffi ( 05/12/2006 21:59)
zavatra ny tena hita teto aloha de ny fanenjehana an'Ravalomanana fotsiny eh ! fa tsy hita akory ny sasany hoe iza aza no tokony ho hitondra ?
5. fijo ( 05/12/2006 23:24)
RFI aza tsy tia ravalo niaiky fa tsy maharesy andravalo ireo kandidat hafa ko.
6. akama2006 ( 06/12/2006 00:10)
fijo> il n'y a pas de gloire d'ecraser une souris pour un éléphant!

tsy ny isa no lehibe fa ny moyen!ka raha sady moyen no miampy fahefana no miampy tsy fanarahandalana sy faminganana, dia mazava fa ianoa irery no misongadina!

ampitahao aloha ny isany nifidy sy ny ady hevitra nisy dia izay vao azo atao hoe mendrika ilay fifidianana!:roll::roll::lol::lol::lol::lol:
7. manantsoa ( 06/12/2006 05:12)
ny saina nentina niatrika ilay fifidianana mihitsy no tsy nitovy .
-Ny an' ny sasany dia fanaratsiana be fotsiny no fitaovana nentiny tamin' izany ary ny lafiny ara-bola dia vola mbola any an-tanan'olona ( fanampiana ) no nantenainy.
- marina anry mitombona anie ilay tenin'i M. Silla : raha kandida sérieux hoy izy dia efa ela no tokony niomana satria efa fantara fa hisy éléction ny 2006/2007.

ny fanomanana ny lisi-pifidianana sy ny fifidianana kosa dia andraikitry ny rehetra io fa tsy an' ny ministera ihany . Mba jereo ny zava-misy any amin' ny firenena hafa : ny mpanohitra no tena sarotiny ary man,ao izay ho afany amin'io.
8. vale ( 06/12/2006 15:34)
akama2006::P iza izao no souris de iza no éléphants? ihihihihi:wink:
9. fijo ( 06/12/2006 22:35)
akama an,ka rehefa ita fa tsy ahavita zavatra dia tokony ahay hipetraka.jereo ry monja,ry pety rymanandafy.ry ny hasina.mazava be fa tsy hanao zavatra mihintsy nefa dia nanimba ny vaton'ny sasany fotsiny.aiz any fisainana amin'izany?????sa izay le tena hoe mpanohitra bontolo?
ny fomba fiadin'ny mpanohitra mihintsyno tsy mety.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.079