Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx ( 11/12/2006 08:08)
La Gazette 11/12
Marc Ravalomanana: Une victoire pas très nette Le ministère de l’Intérieur a recueilli hier les résultats provenant des 17 581 bureaux de vote répartis sur le territoire de la République. D... suite
répondu par Fiffi le 12/12/2006 11:57
rabaradaka ( 11/12/2006 06:46)
Zahay koa tehiova
Asa na fanahy iniana na entin'ny hamamoana fa lehibena andrim-panjakana iray mamo tao amin'ny Hotel Colbert Antaninarenina dia namoaka vava hoe zahay koa tehiova sady efa manankarena aho. De hoy rabar... suite
répondu par Papoose le 14/12/2006 05:15
rabaradaka ( 11/12/2006 06:31)
Iza no tena namana
Mibaribary tsara izao hoe iza no tena namana, iza no namanamana ary iza no be resaka tsy namana. Vita hatreo aloha ny momba an-dry Mahafaritsy, député Yves Aimé, ry Kaleta, eny fa na dia ry Zoharim... suite
répondu par fijo le 12/12/2006 22:04
Lejim ( 11/12/2006 00:02)
Mba hevitra atsipy fotsiny
Hita fa resy ny opposition tamin'ny fifidianana teo iny. Ary na maro aza ny resa-be mandeha ataon'izy ireo momba ny fangalaram-bato, ny tena anton'ny fahareseny dia ny tsy fahaizany miaraka. Raha oh... suite
répondu par fijo le 13/12/2006 22:14
xxx ( 10/12/2006 23:07)
Tiako Izy
Misy olona tiako zay ato amin'ny sera2. Tiako izy fa za tsy sahy miteny aminy. Tsy tiako ho fantany za tia ahy azy. Izy koa ngamba mety tia ahy koa. samy tsy mifampiteny zahay fa lasa sangisangy eny f... suite
répondu par sitlo le 07/04/2007 12:29
niryna ( 10/12/2006 22:33)
Rakitra (fanatitra) sy ny am-pahafolon-karena. Azavao.
Fony mbola kely aho dia nisy fiangonana iray nanangona vola, volamena sy ny rojon\'ny olona tao am-piangonana.Rehefa votom-pinoana ny olona dia naname ity pasitera ny harena izay natao hoe am-pahafolo... suite
répondu par niryna le 05/01/2007 16:30
caprio ( 10/12/2006 21:32)
Mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa
Vao hitako tao @vao2 tao fa malaza mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa,koa eo @faritry ny loha eo hiany no misy fihetsika sy misy fomba anasitranany ary efa zava-dehibe zay ho antsika eto D... suite
répondu par bazylou le 08/01/2007 22:56
bazylou ( 10/12/2006 21:26)
lakalaka tokoa
n fifidianan ka 52% sisa ilay 70% tamin'ny voalohany!! efa ambivitra izany an!!... suite
répondu par fijo le 12/12/2006 22:13
xxx ( 10/12/2006 19:44)
maninona kay
Fa maninona kay ny vehivavy no petsana eh?... suite
répondu par vale le 12/12/2006 10:02
sitlo ( 10/12/2006 19:25)
Miarahaba anareo
Izaho dia tso-piainana, tia mifanaraka am'olona. Tsy dia mahatanty sangy. ;-)... suite
répondu par rakizit le 19/12/2006 13:26
looli ( 10/12/2006 19:03)
CD ou DVD SARERAKA ?????????? Cadeau de Noël
Manao ahoana daholo, Hono ho aho'reto, Aiza kay no mety hividianako Cd na DVd momba an'i Sareraka. Hataoko cadeau @ ity noël ity mantsy izy io. Misaotra mialoha.:?: ... suite
répondu par cutie le 11/12/2006 19:08
xxx ( 10/12/2006 18:49)
SITLO
Aôna oa ny fahitanareo an i Sitlo e!!ohatran ny mila vanona no antodian ny eto, ao @ tsikeran ny sary alou no tena manjakazaka izy e!!marina fa tsikera fa tsss mamely lé ataony!!revena manja fotsiny... suite
répondu par fasaly le 04/01/2007 18:49
kitjo ( 10/12/2006 18:45)
54,80%= finale?
io ve no vokatra farany? hitako @ MIRA izao ka asa toa efa 100% sa? oviana ny investiture? tsy asiana bal popilera ve?hiihihihi... suite
répondu par fijo le 12/12/2006 22:18
xxx ( 10/12/2006 18:29)
politika ve no mampahantra an'ny malagasy?
Tsarovy fa ny malagasy dia eto amin'ny tany. Misy izany antsoina hoe politika iraisam-pirenena izany. -Tsy mbola ifaninanan'ny vazaha(ankohatry ny sinoa) aza ny antsiaka fa vao maika ampiana mbola mi... suite
répondu par fijo le 12/12/2006 22:21
Bakobako2 ( 10/12/2006 18:27)
4 mi vazà.
Iny ndray ny tsy hitako fa avy nijery telé a, hay ve ka gravy b ôtrireny kou ny ao lafrantsa ao e! ny bord periph sns. . zany aza any am tany mandroso maika dia aôna reto trano sachets an dago.... suite
répondu par diamondra27 le 17/12/2006 15:45
xxx ( 10/12/2006 17:35)
mariazy
misaotra tamin'ny peratra. [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img89.imageshack.us/img89/6690/peratrogy5.gif[/IMG][/URL]... suite
tslem ( 10/12/2006 15:52)
saraka(rija ramanantoanina)
mba omeo ilay hiran'i Rija io anie izay mahay e. misy hoe:'ty ahy, 'ty anao,'ty mba ahy........ suite
répondu par cutie le 11/12/2006 17:35
sitlo ( 10/12/2006 15:08)
ventsom-hahatsiarovana
Manina ny tanin-drazako aho izany. Mahantra ny taniko fantatro izany Kanefa ny taniko taniko ihany Tsy haiko atakalo tsy asandako harena Fa ahy ny taniko ilay Nosy mena (l)... suite
répondu par Bakobako2 le 20/12/2006 19:55
Aino ( 10/12/2006 13:21)
ratsy ve izany?
matetika izany aho dia voateny kely ato atrano hoe diso matotra laotra hono fa tsy mitovy any ankizy mitovy taona aminko!! dia ratsy ve ny matotra sa maninona eh? nefa tsy tiako koa hireny mirediredy ... suite
répondu par Aino le 13/12/2006 17:44
xxx ( 10/12/2006 11:57)
ny vola misy fa ny anaovan azy mou tsy misy!!!
8Otsita lery zay anaovana volany de anaovany 5 etoiles ,ividianany air force one sns.. fa tsika eo foan é!aiza v ranga de tsy milatsaka aty ampaosiko miitsy le vola!!!!!8O... suite
répondu par fijo le 12/12/2006 22:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3722