ratsy ve izany?

1. Aino ( 10/12/2006 13:21)
matetika izany aho dia voateny kely ato atrano hoe diso matotra laotra hono fa tsy mitovy any ankizy mitovy taona aminko!! dia ratsy ve ny matotra sa maninona eh? nefa tsy tiako koa hireny mirediredy manao saindraza laotra hireny!!
novalian'i Aino ny 13/12/2006 17:44
2. MTN ( 10/12/2006 14:56)
tonga dia omeo azy hafatra hoe: Aza mifanakiana fa samy manana ny reviny io.
3. kally ( 10/12/2006 15:26)
Matotra tokoa ve i Aino?:lol::roll:
4. miamiam ( 10/12/2006 15:55)
kally:;p marina izany! itako tsy mbola matotra i aino mihoatra am'iny taonanao:wink::-*
5. fasaly ( 10/12/2006 16:56)
aino: sao de bedy foana hoe tsy mbola matotra tsara marina injy:roll::-D
6. Aino ( 10/12/2006 18:57)
fasaly hihihi ato atrano aho matotra be ko!! hihihi
7. Aino ( 10/12/2006 18:58)
kally hihihihi eto aho be rediredy fa ny fombafombako atrano mmmmm:twisted:
8. salmo ( 10/12/2006 19:08)
¿Fa angah i Aino hono rehefa matotra de mirediredy?
:-D:-D
9. kelly13 ( 10/12/2006 19:12)
aino>inn klou no tiany tenenina @ le hoe matotra? serieuse b tsy ankitsiky mihintsiny v sa inn hono?
10. xxx ( 10/12/2006 20:27)
sao de dounedrina be fa tsy hoe matotra loatra..
11. Aino ( 11/12/2006 14:27)
kelly13 tsy haiko ny fomba fihetsika fiteny sy ny fombafomba rehetra hono hoe!!

xxx hihihi raha izany indray tsy tsara ny tonga dia tenenina hoe tony go zefa tsss
12. Papoose ( 12/12/2006 05:15)
xxx:

sao de dounedrina be fa tsy hoe matotra loatra..



:-D:-D:-D sao kosa dia tsy ampy annnn e!:°)
13. fasaly ( 12/12/2006 06:22)
:roll::roll:tsy ampy in aky!????
14. Aino ( 12/12/2006 19:13)
tsy ampy inn marina?
15. xxx ( 12/12/2006 23:55)
tsy ampy annnn e
16. Aino ( 13/12/2006 17:44)
eny hoa tsy koi na dia tsy mazava aminko aza ilay annn izany anga midika zavatra annn izany eh!!

efa xxx ihany ve dia mbola menatra ny hilaza any izay tokony ho lazaina:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5576