Miarahaba anareo
3. sitlo
(
10/12/2006 19:54)
fasaly:
fa angaha mahery ireny?
raha sangy mahery eh
Sangy mahery fanaon'ny ankizy
No nampikotringa an'i Bilakarenjy
[right]Lolo sy ny tariny[/right]
fa angaha mahery ireny?
raha sangy mahery eh
Sangy mahery fanaon'ny ankizy
No nampikotringa an'i Bilakarenjy
[right]Lolo sy ny tariny[/right]
4. Fiffi
(
10/12/2006 20:10)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c56abd8634#m457c695c0fd2f
5. Fiffi
(
10/12/2006 20:14)
sitlo:saingy nisy nandefa dinika manokana momba anao sahady.....io ambony jereo eto io.......
Izaho dia tso-piainana, tia mifanaraka am'olona. Tsy dia mahatanty sangy.
6. xxx
(
10/12/2006 20:16)
raha olon kafa anefa zao no nametraka io lohahevitra nataon i sitlo io dé efa valy boraingina ndray no namaliany an io!!ohatra oe dé maninn,tsy mampiasa saina sns
any @sary moa no tena porofo e!
any @sary moa no tena porofo e!
7. xxx
(
10/12/2006 20:19)
any am hatsikana sy lalao koa aza koa!:-P oul tia manivatsiva oul izany no fahitako azy:x
10. sitlo
(
10/12/2006 21:25)
Fiffi ianao ange efa namaly ahy eh http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45786c9346331
12. xxx
(
10/12/2006 21:37)
zao mba anarany namana vaovao anefa kobon'ny ankizy sahady ny tôtra ratsy!!!:wink::°)
14. xxx
(
11/12/2006 06:11)
tena ratsy ka! efa manomboka hataon'ny olona resaka ka mbà miovà ho hisian'ny fifanajàna amin'ny samy mpinamana....nareo any an-trano zàtra a'ilay izy angamba....fa ny sasany tsy mahazàka:wink:
15. Fiffi
(
11/12/2006 06:15)
gasypantin:fa ibnona ary ity fitsikerana olona ity ?
con va!
Tsy de azoko loatra hoe inona no tena olana , fa maninona izy no tsy andefasana hafatra manokana eh !
17. Fiffi
(
11/12/2006 08:01)
de mifanaraha aza nareo koh ! zah aloha tena tsy voako le mifampitsikera eh ! misy ny fandefasana hafatra raha misy blèm ...........