Miarahaba anareo

1. sitlo ( 10/12/2006 19:25)
Izaho dia tso-piainana, tia mifanaraka am'olona. Tsy dia mahatanty sangy.

;-)
novalian'i rakizit ny 19/12/2006 13:26
2. fasaly ( 10/12/2006 19:39)
kou ny manao sangy mahery am hafa???:°)
3. sitlo ( 10/12/2006 19:54)
fasaly:
fa angaha mahery ireny?


raha sangy mahery eh
Sangy mahery fanaon'ny ankizy
No nampikotringa an'i Bilakarenjy
[right]Lolo sy ny tariny[/right]
4. Fiffi ( 10/12/2006 20:10)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m457c56abd8634#m457c695c0fd2f
5. Fiffi ( 10/12/2006 20:14)
sitlo:
Izaho dia tso-piainana, tia mifanaraka am'olona. Tsy dia mahatanty sangy.
saingy nisy nandefa dinika manokana momba anao sahady.....io ambony jereo eto io.......


6. xxx ( 10/12/2006 20:16)
raha olon kafa anefa zao no nametraka io lohahevitra nataon i sitlo io dé efa valy boraingina ndray no namaliany an io!!ohatra oe dé maninn,tsy mampiasa saina sns
any @sary moa no tena porofo e!
7. xxx ( 10/12/2006 20:19)
any am hatsikana sy lalao koa aza koa!:-P oul tia manivatsiva oul izany no fahitako azy:x
8. sitlo ( 10/12/2006 21:05)
xxx:

oul tia manivatsiva oul izany no fahitako azy


Trop be kosa izany eh :cry:


9. gasypantin ( 10/12/2006 21:24)
con va!
10. sitlo ( 10/12/2006 21:25)
Fiffi ianao ange efa namaly ahy eh http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45786c9346331
11. xxx ( 10/12/2006 21:36)
atovy ihany e!:°):-w:@
12. xxx ( 10/12/2006 21:37)
zao mba anarany namana vaovao anefa kobon'ny ankizy sahady ny tôtra ratsy!!!:wink::°)
13. sitlo ( 10/12/2006 21:54)
Ilay kobo toetra tsy blem
Fa ilay hoe ratsy, samy manana ny fomba fijeriny.

Hafa ndray koa.
14. xxx ( 11/12/2006 06:11)
tena ratsy ka! efa manomboka hataon'ny olona resaka ka mbà miovà ho hisian'ny fifanajàna amin'ny samy mpinamana....nareo any an-trano zàtra a'ilay izy angamba....fa ny sasany tsy mahazàka:wink:
15. Fiffi ( 11/12/2006 06:15)
gasypantin:
con va!
fa ibnona ary ity fitsikerana olona ity ?

Tsy de azoko loatra hoe inona no tena olana , fa maninona izy no tsy andefasana hafatra manokana eh !

16. sitlo ( 11/12/2006 07:41)
Aza miteny aloha Fiffi fa aleo hiteny eo daholo ny mpanafi-... an-tsalaka.

17. Fiffi ( 11/12/2006 08:01)
de mifanaraha aza nareo koh ! zah aloha tena tsy voako le mifampitsikera eh ! misy ny fandefasana hafatra raha misy blèm ...........
18. ciscah ( 16/12/2006 11:11)
:roll::P
19. rakizit ( 19/12/2006 13:26)
Ary toa pelaka hono toi ry sitlo?:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3266