Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
papounette ( 13/12/2006 08:49)
Réflexes
Rehefa: -enjehin'ny alika hono tsy mihazakazaka fa mody miondrika,ôtran'le olona maka vato reny fa tsy mitsôka. (Za tonga de tongotra ankatoka be mitsy:oops::oops:!) -enjehin'ny omby de tonga de ... tohiny
niryna ( 13/12/2006 07:30)
Ny eto Dago indray............
Tsy vitsy amintsika no efa nitety farintany, misy kanefa mbola tsy nahita ny rehetra.Tantarao ny toerana nandehananao ,inona no zavatra tsy fahitanao tany an-kafa,ny fomba, ny fiovana, ny fialamboly, ... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2007 19:05
niryna ( 13/12/2006 07:25)
Tsy mahita tory fa mivadibadika !
Mahita toro-hevitra ve ianareo rehefa tsy mahita tory ny olona. Inona no atao na sotroina.... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2007 04:38
niryna ( 13/12/2006 07:21)
Tiava ny fahavalona
Raha vao mahita ilay fahavalonao fotsiny ianao dia tezitra.Ny tenin\'i Jesosy anefa miteny hoe tiava ny fahavalona, mivavaha izay manao ratsy aminao.Ahoana no fomba hampiarinao izany amin\'ny fiainana... tohiny
novalian'i methode ny 11/03/2007 16:48
niryna ( 13/12/2006 07:13)
Ianao ve mba mora tezitra?
Misy olona vao jerena dia hita mivinditra ny tarehiny ,indraindray tsy mahataty ny tena fa mihomehy mijery azy tezitra. Inona re no mahatonga ireny olona mora tezitra ireny e!Inona no ataonao mba hamp... tohiny
novalian'i niryna ny 23/12/2006 02:00
niryna ( 13/12/2006 07:06)
Tantaran\'i Jesosy.Inona avy ny fahagagana nataony?
Amin\'izao andro ankalazan-tsika ny nahaterahan\'i Jesosy izao dia mety mahaliana ny mahafantatra ny fahagagana nataony talohan\'ny nialany teto an-tany.Mba afaka hitantara anay ve ianao e!... tohiny
novalian'i niryna ny 06/01/2007 03:07
mimisou ( 13/12/2006 06:20)
raha ny vehivavy no manaraka izay lazain'ny lehilahy rehetra
Raha ohatra tokoa moa ka manaraka izay lazain'izay miaraka aminy foana ny vehivavy rehetra.Mety ho sambatra ve ny lehilahy na koa tsy hampirafy mihintsy ? Satria mantsy ny lehilahy no lohany, ka tsy ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/12/2006 05:21
kama ( 13/12/2006 05:59)
tsy mampiteraka ve ny kafe?
Manao ahoana daholo, fanontaniana iray ity tiako hapetraka ho anareo izay hafaka mamaly azy ary koa tsy vitany hoe hafaka mamaly fotsiny ihany fa manana fahalalana amin'ity fanontaniana ity: "marina v... tohiny
novalian'i kelly13 ny 18/12/2006 10:41
niryna ( 13/12/2006 05:38)
Mahita fanafodin\'ny asma ve ianareo
Inona no tokony hatao raha voan\'ny asma ny olona.Sempotra tsy avy miaina ary kely ny fofonaina.Efa narahana daholo ny toro-hevitry ny dokotera ,ny fanafody sy ny tsindrona fa e! e!,ny vola foana no l... tohiny
Donaldoni ( 13/12/2006 05:37)
Ferapara
Tena ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/12/2006 16:43
kitjo ( 13/12/2006 04:40)
Tratra i Fidy!
Omaly hariva 7pm no tratra tao @ Resto iray tao ANkadifotsy no tratra i Fidy. resa-be daholo ny hoe anaty lavaka e..bla bla bla e.. Niaraka t@ zanany lahy hono, tsy nisy fitaovam-piadiana. Tsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:15
Mitah ( 13/12/2006 04:24)
nem
Manahoana e! Sao dia mba misy afaka manome ilay saosy fihinanana nem na tsaky lava fa tsy tadidiko intsony. Ilay sauce tsy asiana menaka iny fa misy sakay sa sakamalaho masiasiaka tsara be. Tsy haiko... tohiny
Solitikabe ( 13/12/2006 02:31)
Ho anareo mpanohitra
Mba hianaro ny ataon'i Herizo, mba manaiky izay vokatra azo. Fa tsy hanao alahelon-toerana eto foana ka hanakorontana ny efa milamina. Dia mazotoa amin'ny fiomanana afaka dimy taona. Fa tsy hoe efa h... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 21:36
bazylou ( 13/12/2006 00:47)
fisainana Malagasy
Sarotra atoro Tsy creatif Mpanara-drenirano ihany Be siasia Mahana hatrany sao hamitaka ilay vady na ilay akama gasy na koa ilay orinasa gasy anaovana zavatra. Tsy dia mba manana zavatra ambara b... tohiny
novalian'i dadie ny 01/03/2007 13:58
bazylou ( 13/12/2006 00:13)
ianareo mpanohana fanatika ireo ve
mba nahazo saosy tamin'ireny propangady be ireny sa hoe izahay manohana an'ilay 8 satria, Merina izy Nanadio ny canalanay izy Nanamboatra lalana kely 2 voie tetsy sy teroa izy Nampiakatra ny devik... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:36
gasy4ever ( 12/12/2006 23:17)
Embona (Dadah & Charles)
Mba mitady ny tononkira embona dia misaotra mialoha... tohiny
novalian'i gasy4ever ny 13/12/2006 13:39
fijo ( 12/12/2006 23:10)
hoavy politika
vita milamina izao iny ny fifidianana.itantsika ny vokatra"na dia tsy mbola ofisialy aza". izay lany dia voafidimbahoaka izay. fa ndao hoe mba asiana jery kely ny hoavy politikan'ireo mpanao politik... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:04
fidyrobinson ( 12/12/2006 22:30)
donak'afon'ampombo( hirain'i Levelo sy Lolona)
misaotra anareo mba mametraka ny tononkiran'ny tarika LEVELO ;vao maika moa tsara raha mahazo clip... tohiny
salmo ( 12/12/2006 21:23)
Hampio hifantina
-ilay gasy matanjaka kokoa noho ilay vaza -ilay vaza maranitra kokoa noho ilay gasy -ilay vaza madio kokoa noho ilay gasy -ilay gasy mihanta kokoa noho ilay vaza -ilay gasy be taraina kokoa noho i... tohiny
novalian'i salmo ny 14/12/2006 11:04
fasaly ( 12/12/2006 19:51)
fiainana madà
Hoatrinona eo kay ho an'zay afaka manome raha kajiana tsotsotra ny dépenses tokony ho lany mandrintra ny une semaine....ohatra hoe ho an'ny fianakaviana tso-piaina.? fianakaviana maro an-davaka ohat... tohiny
novalian'i fasaly ny 15/12/2006 16:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8192