Ho anareo mpanohitra

1. Solitikabe ( 13/12/2006 02:31)
Mba hianaro ny ataon'i Herizo, mba manaiky izay vokatra azo. Fa tsy hanao alahelon-toerana eto foana ka hanakorontana ny efa milamina.
Dia mazotoa amin'ny fiomanana afaka dimy taona. Fa tsy hoe efa ho avy indray ny fifidianana vao hanao afo am-bilanikely eo
novalian'i fijo ny 13/12/2006 21:36
2. fijo ( 13/12/2006 05:45)
ka mafy anie ity fitadiavana seza letsy e,io no ihinana ko
3. zandrypte ( 13/12/2006 06:52)
andininy voalohany iny, mbola ho avy ny legislatif sy ny gouvernorat mbola ho lavitra ny lalana raha president izy nefa tsy manana majorite ao aminy parlement sy senat d'inona ny isaky ny collectivite territorial decentralise mbola ho asa fotsiny
4. kitjo ( 13/12/2006 07:07)
Ho hitantsika eo aloha izany e!
na izao aza tsy manana majorite senat izy

omano tsara marina ry zareo mba tsy hisian'ny menomenona fa leo zahay an!
5. fiderana ( 13/12/2006 07:45)
zah aloha tsy mpanohitra fa nifidy Monja Roindefo ê!, nampalahelo ahy ny 125.000.000fmg nalohan'i leiry nefa tsy holany izy dia tao @ birao ifidianana tany aminay dia 1= Monja Roindefo , dia faly zah fa zah izay nifidy azy izay:-D:-D:-D:-D:-D....
6. mandrindra ( 13/12/2006 09:00)
raha misy tsy mety kosa dia zon'ny mpifaninana ny mametraka tsikera e. saingy misy lalana arahina ary lalàna mifehy ny fanaovana an'izany fa tsy ny fanakorontanana. azo atao ny mametraka fitarainana eny amin'ny hcc satria izay ny zotra arahina.
7. ronaldo09 ( 13/12/2006 09:43)
Dia mitso-drano anareo manohana maina reo ho lasa miliaridera sy minisitra ho hita eo ny fahagagana hataon-dravalonareo!
8. Imahaka ( 13/12/2006 11:33)
ronaldo9> hiandry fahagagana izany? ha ha ha, mazotoa mitazam-potsiny sy miandry eo aza e:°)
9. xxx ( 13/12/2006 14:50)
zay ne le tetsindry ronaldo e ! ny anoananay andravalo lty tsy fitadiavana toerana a ! fa ny fahitanay ny fiasany a ! ny anla zany ny anohananla oloana iray hitadiavanla toerana ! efa lo ny sainla fa soloy , ary ela io ho faty any roussia any ilahy ra zany atidohanla zany , sady tsisy hiafenanla any
10. Solitikabe ( 13/12/2006 17:31)
Ny ahy kosa aloha dia hitako hoe tsara raha ny mpanohitra no mitarika amin'ny senat, mba hisian'ny fifandanjana eh. Saingy ilay fanaovana politika eto amin'ny nanata mihintsy no tsy dia ao tsara. Ilay maha politika ny politika mihintsy no very. Fa ny ankamaroany le faly hilaza foana hoe: "Rehefa tsy izahay no eo dia tsy misy vita eto"
11. fijo ( 13/12/2006 21:36)
tsy vola na toerana no anohanana olona ronaldo an.
vola aiza moa no hoazo aty raha manohana azy?????ary toerana inona koa?????
io safidy,ary izay no hajaina.
ny senat toa mety hanjavona,rah any vaovao reako,ary tsara koa izay fa mandany vola fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0559