ianareo mpanohana fanatika ireo ve
1. bazylou
(
13/12/2006 00:13)
mba nahazo saosy tamin'ireny propangady be ireny sa hoe izahay manohana an'ilay 8 satria,
Merina izy
Nanadio ny canalanay izy
Nanamboatra lalana kely 2 voie tetsy sy teroa izy
Nampiakatra ny devika ho 13000 izy
sa koa hoe
Mpamokatra ronono antavy milay be ilay io??
Mpanangona trosa fatratra be tazy!!

novalian'i fijo ny 21/12/2006 05:36
2. xxx
(
13/12/2006 00:24)
Io wa, ho lany ra8 satria tsy tia ny kandida hafa ny mpifidy. Tsy ny fitiavana ny zava-bitany izay vitsy lavitra mihoatra ny voalaza tamin'ny 2002 no antony nifidianana azy fa ny hoe:
-raha tsy ra8 ary no hofidiana dia iza?
-dia raha tsy hifidy ka lany ny kandida hafa dia ahoana?
Izay no antony nifidian'ny olona azy fa tsy hoe nahavita lalana sns.
-raha tsy ra8 ary no hofidiana dia iza?
-dia raha tsy hifidy ka lany ny kandida hafa dia ahoana?
Izay no antony nifidian'ny olona azy fa tsy hoe nahavita lalana sns.
3. fijo
(
13/12/2006 05:48)
fa ngaha koa voatery hoe vola no anoanana kandida le????????????lavitra be izany fisainana izany fa ahitsio
papounette izao avy any amin'ny sisiny ,nefa manohana ra8,de ahoana???izy nefa tsy merina.
mimich izaonanohan ara8 nefa avy any mahajanga dia ahoana?????sao diso le fisainana le.
papounette izao avy any amin'ny sisiny ,nefa manohana ra8,de ahoana???izy nefa tsy merina.
mimich izaonanohan ara8 nefa avy any mahajanga dia ahoana?????sao diso le fisainana le.
4. kitjo
(
13/12/2006 06:10)
bazyl ngah tsy manohana raha tsy le misy tambiny direkta oh zany? sosy io!!!!
5. BloodTitan
(
13/12/2006 07:38)
Nena ny bôgosite ny no nifidianako azy, hatramin'izay rajako miteny daolo no teo kou.:-D:-D
6. Lejim
(
13/12/2006 07:53)
Ho voa mafy be isika raha otran'i BloodTitan izany doly ny fisainan'ny Malagasy.
Mety hanafatra an'ireny manequin ireny izany amin'ny manaraka, entina manao propagande! :-D
Mety hanafatra an'ireny manequin ireny izany amin'ny manaraka, entina manao propagande! :-D
7. besoiiin
(
13/12/2006 07:54)
bazyl> aiza ary ity resaka we merina sy sôs ity??? tsssssssssssssss...... sao everiningahy fa mitovy @ toetsainingahy dôly ary ny oul....
8. papounette
(
13/12/2006 08:07)
bazylou:
mba nahazo saosy tamin'ireny propangady be ireny sa hoe izahay manohana an'ilay 8 satria,
Merina izy
Nanadio ny canalanay izy
Nanamboatra lalana kely 2 voie tetsy sy teroa izy
Nampiakatra ny devika ho 13000 izy
sa koa hoe
Mpamokatra ronono antavy milay be ilay io??
Mpanangona trosa fatratra be tazy!!
Hay ve lalana 02 voies kely ny lalana Tana-Diego,Sambava-Antalaha,Lalan'ny Tampony Horombe....etc etc:-D:-D:-D?
Efa tsy mampiasa ny fmg tsony aki zahay a fa Ar.
Ronono antavy ve?Mpihinana an'zany angà enao ry bazylou?=))=))=))
Ie,aleo mba handoa trosa daholo ny olona rehetra e;zany no atao hoe tany tandalàna.Mitetika ny tsy handoa angà njy bazylou?:-D:-D
:oops::oops:azafady fa HS kely fa tena mampme be ny resak'i bazylou eto=))=))=))
:-*:-*daholo e
9. mandrindra
(
13/12/2006 09:01)
ny hitako eto aloha dia samy fanatika daholo ny ankamaroan'ny mpanohitra sy ny mpanohitra
10. ronaldo09
(
13/12/2006 09:36)
BloodTitan:
Nena ny bôgosite ny no nifidianako azy, hatramin'izay rajako miteny daolo no teo kou.:-D:-D
Fa mba fantatry leity moa ny atao hoe bogosy ,zany bogosy zany leity ohatry an'i Puff Daddy a! Mirefy au moin 1m 75 ,milanja 65 a 80 kg rehefa miteny mi-charme ary tara daholo ny sipa raha vao mandalo fa tsy rehefa manao sori-bilana sy be kibo ary mitovy amina Vietnamianina!
Za aloha tena miteny fa bogosy noho leiry e!Sady mahazaka sipa tsara lavitra noho ny zakany !!!(mety hofafan-dRahery ity hafatro ity!)
11. xxx
(
13/12/2006 09:49)
tena mapme ty ronaldo09 ty le, ekena fa mety ho bogosy ry P.diddy sy ry nelly fa nefa tsy ratsy ko ane zay manao sorobilana e, jereo ry tom cruise sy ry leonardo di caprio refa manao sorobilana, ary bogosy otrany aona mintsy ty ronaldo ty e, ra lay sary nalefanareo teto @serasera nanao akanjo mangamanga iny aloha toa tena tsy makaiza mintsy mba tsy itenenako oe tena tsy mamely mintsy, aleoko lavitra indray ravalo na d efa 57 ans aza lery.
Ny anohanako ravalo indray dia izy aloha no itako nahavita indrindra sady azoko antoka kokoa noho ireo adversaire-ny rehetra ireo.
Ny anohanako ravalo indray dia izy aloha no itako nahavita indrindra sady azoko antoka kokoa noho ireo adversaire-ny rehetra ireo.
12. BloodTitan
(
13/12/2006 09:57)
Ra resaka mozika ndray lesy ry ronaldo tsy miteny amiko zany P dady an là zany a. Mba jereo Joe di mayo Bassiste am Groupe Manowar de ho rarakivy elà mahita ny bogosite any. Fa lahiniriko kou bogosy ka! de Zafy kou
16. kitjo
(
13/12/2006 15:00)

kalma fts ozizy fa sous le charme ny viavy!!!!!!
sady na iza bogosy na iza bogosy..smay bogosy zany zareo e!
fa samy manana ny hanitra ho azy..na ronaldo aza (raha bogosy)
17. Stone
(
13/12/2006 17:33)
Ny zavabitany sy ny fasahiany no tena nifidianana andRa8 fa tsy zavatra hafa. Ohatran'i Monja Jaona voafidy deputé-nAntananarivo sy Zafy voafidy teto Tanà ihany io. Fa tsy hoe merina na etc akory.
18. fijo
(
13/12/2006 21:42)
mivaona be le resaka.lasa resaka bika sy tarehy sisa.ny saina ry zalahy tsy mifidy bika sy tarehy an.na ratsy io na tsara ,ny fahaizana afera hafa.ary ny firenena mila olona mahay sy hendry fa tsy olona bogosy na mpanenjika sipa.